re RNS 2005

1. sipagasy ( 13/03/2005 10:05)
Miarahaba indray,

Lava loatra iray io dia naleoko nanokatra ity indray,

Ka ahoana tsara moa izany ny ho fihaonantsika any Vichy??? ilay ttsy fotsy t@ herintaona mantsy tsy dia nandaitra firy akory????? izay mahita hevitra dia arosoy e; fa raha izaho manokana aloha dia tsara angamba ny mba hihaonantsika vetivety, io koa moa arakaraky ny "matches" isankarazany ihany koa fa sady misy amintsika ny mpilalao, sy ny mpanohana ka izay mba afaka re dia mba ao @ Mc Do izany ny fotoana ny sabotsy 26/03 tokony ho eo @ 18h30 eo ho eo é! izay tonga aloha moa afaka maka latabatra dia mba fandrihana ho antsika raha mety koa!!!!!!satria ho maro ihany isika Malagasy no ho any.
Eo ihany koa angamba no andinihantsika raha hiaraka mba hanao "Week-end" kely isika @ ity fialantsasatra 2005 ity (été serasera), ny toerana sy ny fandaminana isankarazany e!

TONGAVA MARO! Misaotra Tompoko!
novalian'i fijo ny 23/03/2005 22:37
2. mirana ( 13/03/2005 10:48)
ho tonga tokoa anie aho ry sipagasy d ahoana ny fomba hahafantarako anao?sao mba tokony ifanome antso an tari-by ihany?
3. booboo ( 13/03/2005 11:18)
mirana> mety ho maro no tsy hifankafantra endrika @ io. Izay no ilaina ilay pancarte kely misy oe "serasera" apetrak'izay tonga aloha eo latabatra eo @ mc Do @ 18h30.
4. iartistika ( 13/03/2005 11:52)
Fa inona le pro @ io ftôna io fa tena tsy kôpy mitsy ny tenanay!mba misy afaka manazava ve azafady?
5. mirana ( 13/03/2005 17:54)
neveriko fa ny mpserasera ihany anie no ao amin'ilay mc do.fa raha mifangaro amin'oul bdb marina dia toa isangôjy.mba t hahalala anareo koa ny aty .
farafaharatsiny mba tokony ho fantatra i sipagasy,sa tsy mety io hevitro io.misaotra
6. booboo ( 14/03/2005 01:13)
ka zay no mila hitiliana ny misy latabatra hoe serasera @ zay fantatra hoe ah ireo zany ny namana. Na zà ara tsy mahafantra na endrika iraika @ namana ato mety ho any fa dia ilay pancarte no repère dia zay fotsiny.
iartistika>raha sportifs booooooobaka beeeeeeeeee
7. fime ( 14/03/2005 13:53)
mba afaka milazalaza kely ny tena pro @ io resaka io ve isika fa tsy ao mihintsy izahay e!Fa raresaka sport io dia vonona izahay.OK
8. sipagasy ( 14/03/2005 15:15)
Miarahaba indray,
Izany hoe ilay fihaonana dia mba natao indrindra hifankahalalantsika e! indrindra fa ireo ao @ karajia ohatra, mba ahitana hoe iza no ao ambadiky ny PS, eo ihany koa no mety handinihantsika hoe ahoana ihany ho tanterahina ve ny mba ho fiarahana hitsangatsangana @ été 2005 ity?? iza avy ny vonona ny handeha sns e! izay manana soso-kevitra moa dia raisina an-tanan-droa e!
Tongava Maro e!
9. iartistika ( 14/03/2005 17:12)
booboo!tsy azoko? :?: :roll:
10. mihanta ( 15/03/2005 11:48)
misaotra anjy akia sipagasy d bon anniversaire é
11. fijo ( 16/03/2005 22:27)
izay ilay dinika fa dia any izany e.
12. sipagasy ( 21/03/2005 20:21)
ka iza avy ary ny ho avy e!?????? efa akaiky izy ity nefa tsy hay we iza avy no handalo ao???? :-*
13. ds ( 23/03/2005 11:56)
Izaho koa ho avy eny @ Mc Do ny sabotsy 26 @ 6 ora sy sasany hariva.
14. Ralay ( 23/03/2005 17:35)
Zah aloha de tsy mbola hay na ho afaka na tsia fa any vao mahita azy fa miankina @ match ihany io.



15. xxx ( 23/03/2005 21:34)
Misy fanantenana ( kely ) mety ho lasa any ihany zahay menakavibe na tsy mbola vôkansy aza ny zenfan. Saingy araky ny tenin'i Ralay dia tsy hay raha ahatratra fotoana Mac Do izany noho ny lalao tsy miato....raha tafita hatrany !
Ao @ kianja mitafo kanetibe toy ny t@ herintaona mba vangivangiana ry sipagasy a ! Tsy maninona na hitondranao Big Mac na Royal Bacon aza izahay hatao tohan'aina e ! hi hi hi
Tsarà daholo. Samoina
16. fijo ( 23/03/2005 22:37)
za hoany ka.kaly io ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2586