Mba tandremo ihany e!!!

1. methode ( 26/02/2005 10:41)
Tantara iray tamin'ny radio taty Afrika izy ity ary tena zava-nisy hono!!
novalian'i naej ny 27/05/2005 07:40
2. intelligenzia ( 26/02/2005 10:58)
tena ohatran'ny efa henoko koa io tantara io fa tena zava-nisy hono raha tsy diso ny fitadidiako :-D
3. methode ( 26/02/2005 10:59)
Nisy mpiasa iray hono tsy nandray karama nandritra ny dimy volana!! Ny farany azony ihany ny karamany rehetra de faly izy ary lasa nandeha tany amin'ny bar izy!!! Tonga tao izy dia nanontanian'ny serveuse hoe inona ny anao ramose! Labière sa inona? Izy anefa tsy mpisotro labiera!! Dia nisalasala izy!! Farany tapakevitra hoe ataovy labière ary!!
Tapitra ny tavoahangy iray
dia nanontany ny serveuse hoe mbola ampiana ve? Eny hoy izy!!
Dia nanampy foana!!! Farany dozidozy de niteny tamin'ilay serveuse hoe ndao njy matory any amiko androany!!
D'accord hoy ilay serveuse!! De lasa tany amin-dranamana rehefa avy niasa!!
REhefa tonga tany an-trano dia nojerena ka teny an-tokontany daholo ny olona fa mafana be ao an-trano!!!
De raikitra hoe ndao havoaka ny kidoro de eny an-tokon-tany koa no matory!!! Mafana loatra ao an-trano!!!.......(mbola hitohy)
4. iartistika ( 26/02/2005 11:13)
Avereno ny volanay eh!zay efa mba nihaino tsara mitsy de tapaka ny film
5. booboo ( 26/02/2005 12:29)
hatraty io eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
6. xxx ( 26/02/2005 14:17)
Aza tapahina rehefa mitantara fa tonga dia tantarao daholo fa manjary mamerimbola zo a!
7. methode ( 26/02/2005 15:24)
Sady mitsaty aloha za no manoratra ka miala tsiny!!
De izao ny tohin'ilay tantara!! Mafana moa na alina aza de nesorina daholo ny akanjo de najanona any an-trano fa teo an-tokon-tany no natory!! Niaraka izy roa!
Hay moa natory be ry zareo! (Tsy notantaraina aloha izay nataon-dry zareo nandritra ny alina e)!
Taitra tampoka avy eo fa nisy nanondraka rano !!
Hay vehivavy iray teo an-tanana no nanondraka rano fa efa atoandro be ny andro nefa ry zareo miboridana, hitan'ny olona rehetra teo an-tanana, fa na ny lamba nirakofana aza nodakana tary an-tongotra tary!!
8. methode ( 26/02/2005 15:27)
Mbola hitohy ny tantara an!!!! :lol: :evil:
9. iartistika ( 26/02/2005 17:56)
Tssssss! :x
10. Fanja1 ( 26/02/2005 18:25)
methode avelao aloha ny tchaty fa toizo ny tantara e! :lol:
11. intelligenzia ( 26/02/2005 23:07)
mba hafahafa koa le metody fitantarana angano :-D
12. booboo ( 27/02/2005 09:14)
:x :x :x
13. methode ( 27/02/2005 12:13)
intelligenzia:

mba hafahafa koa le metody fitantarana angano :-D
Tsy angano io fa tena zava-nisy ka!!!


14. intelligenzia ( 28/02/2005 04:07)
efa nivoaka K7 vidaka koa ve? :-D
15. mandinika ( 01/03/2005 14:28)
Aiza ry methode ny tohin'le tantara a! aza ampiasana ny methode nao manokana moa ny fitantarana azy io e!
16. yonikafopl ( 01/03/2005 22:22)
tssssssssssss
variana aiza ary methode teo, mamerimbola eo ange e!!! ny andro efa naraina, ngamba mety hisy hanondraka rano eto koa @ fiandrsana ny tohiny kle :-w
17. bichette ( 02/03/2005 16:30)
tsy bonn kosa no ataon'i methode e
18. yonikafopl ( 02/03/2005 19:33)
:evil:
19. iartistika ( 02/03/2005 21:42)
TAPITRA! NY TAPAKILA EFA LAFO DIA AZO SOLOINA VOLA ANY @ METHODE!
20. methode ( 03/03/2005 20:49)
Ny tantara dia mbola mitohy hoy ilay mpihira izay!! (Mitahia izy fa lasan-ko razana!!!)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3634