Fivorian'ny mpanao zaridaina

1. kally ( 25/02/2005 17:24)
Mba tantarao indray izay ataonareo ao @ zaridainanareo izao,inona no ambolenareo ao dia inona ny asa nataonareo tao vao haingana sao mba hahitana hevitra mantsy.
novalian'i majakely ny 04/07/2005 13:14
2. booboo ( 25/02/2005 18:32)
Manala ny ravina sy felana maina fotsiny ( ankoatra ny manondraka ) alou zao no ataoko ho an'ny voninkazo miandry ny printemps vao atao anaty tany any antokontany. Ny efa any indray ( rosiers sy karazana arbustes tsy haiko anarana ) ndray nasiana zezika fotsiny ny fotony sy ny tany manodidina azy. Zay ihany aloha hatreto. :/
3. kally ( 26/02/2005 09:26)
Hay ve indry mazoto manao zaridaina e! rahoviana vao ho rantsanana ny raozindry ry Booboo?
Fa tsy haiko indry raha mamboly pois de senteurs, ny fanaovako azy an! ireny manko na lanin'ny vorona na manahirana be rehefa hafindra fa mifangaro be ny fakany azony lava loatra dia maka rouleaux na papier toilettes maromaro(rouleaux efa tsy misy intsony),dia alahatra anaty kesika na baoritra dia fenoina tany nasiana zezika,dia alatsako tsiroaroa ao anatin'ilay rouleaux ny voanin'ilay pois de senteurs dia sady tsy lanin'ny vorona izy no rehefa hafindra dia bataina fotsiny ilay rouleau dia alevina any anaty tany,levona ho azy ao iny.
4. booboo ( 26/02/2005 10:02)
ié mampitony beee zany lé mikarakara zaridaina. Ny raozy vao haingana kely ( 10 jrs angamba zay na 15 tsy tadidiko ). Ay, dé gazon miandry ny début de printemps any vao tonder-na.
5. Ovybe ( 02/03/2005 17:14)
Ahoana ry reto no fambolena mangahazo an> Te mba hanana anay
6. jhouhlambout ( 03/03/2005 12:17)
8-)
7. kally ( 04/03/2005 12:37)
Ovybe:

Ahoana ry reto no fambolena mangahazo an> Te mba hanana anay


Tsary ao an-jaridaina anga no ambolena ny mangahazo ry ovy be fa any an-tanim-bôngazo fa aia dia tsalo a!
8. booboo ( 08/03/2005 15:42)
ary inona no ambolen'i Kally zao ? Zà ôtra te hamboly voninkazo hafa, ireny vivaces mamelana @ été ireny, fa tsy mbola haiko hoe inona. Atao jardinière na pot ireny raha manana idée kally :wink:
9. booboo ( 08/03/2005 15:45)
hadino fa primèveres ireny no nataoko teo fa lanin'ny pucerons pfffffffffffffff (nidina hatr@ moral-ko mitsy)
10. kally ( 08/03/2005 21:19)
Mbola tsy namboly loatra fa hamafy voninkazo hanaovana "massifs" aho izao.Hitan'i Booboo ny fanaoko rehefa misy pucerons?Mividiana sigara na angony ireny fati-tsigara ireny (gauloises ohatra sady tsy lafo no tsy misy filtres) dia vahao dia ataovy anaty bocal ohatra hoe ampahatelon'ilay bocal dia fenoy rano ilay bocal dia avelao hilona 2 na 3 andro dia tifiro an'iny matetitetika ilay pucerons fa ho afaka.
11. kally ( 08/03/2005 21:21)
Vivaces d'été ny roses trémières no mora ambolena indrindra fa dia maniry ohatry ny ahi-dratsy koa izy avy eo an!voatery vonoina indray aza ny sasany ny ahy dia nambolimboly cosmos koa aho fa asa raha hanao ahoana @ ity taona ity.Mazotoa akia a!
12. booboo ( 09/03/2005 11:22)
ny anay ireny tulipes thaïlandaises ireny ny natao "massif".
Sôtra @ lé famonoana pucerons :-* .
Impatiences ireny no hamboleko dé ataoko en pots sy jardinières. :wink:
13. kally ( 13/03/2005 15:49)
Ary i Booboo ve manana begonias? Dia aiza no natao?Talaky masoandro sa ..?
14. 124 ( 05/04/2005 17:52)
Ny ah alo maniry B ny zaridainako eh! tsy velako kitikitiany olona afa afatsy ny vehivavy ihany.(ny vehivavy mahakolokolo zavatra,no tia zary daina raha teo! ny sasany ary tsy maharay lamba mihintsy vao mahita zaridaina!) io rfa mahakolokolo dia maniry ho azy ohatrany volo ko!!!!.
zary moly. :roll:
sa ahoana no fahitanareo an'izany evitro izany :?:
15. booboo ( 04/05/2005 11:47)
efa akaiky hamony aby aby ny rôzy ry kally :D ! ary manaôna ny voninkazon'i Kally ao ?
Lé bégonias klou tsy dé ao @ trucs-ko lôtra :?
16. majakely ( 04/07/2005 13:10)
17. majakely ( 04/07/2005 13:14)
tia mikarakara zaridaina koa zah ! fa ilay mipetraka aty ivelany de mba; rehefa été iny dia mamboly anana gasy!
fa rehefa te hanana ravim-bomanga ry zareo ah de ! ireny vomanga amin'ny grande surface reny vidina ;de hatao ohatry ny mamboly ovy;; fa misy raviny ilay izy fa tsy misy vomanga fa haingana loatra ny ririnina dia tonga !!:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2614