Oniversiten’Antsiranana:Nidina an-dalambe ireo mpianatra

1. intelligenzia ( 25/02/2005 00:02)
GDI
“Ampiakaro in-telo ny vatsim-pianarana”, “Mila vary”, “Noana izahay”, “Tapaho ny ampahan’ny karamanareo”. Izany rehetra izany no tazana tamin’ireo sora-baventy nentin’ireo mpianatra avy ao amin’ny oniversiten’Antsiranana rehefa nidina an-dalambe ny marainan’ny zoma 18 febroary 2005 teo ry zareo.

2. hantatiana ( 25/02/2005 08:19)
salut daolo e
tsy homena tsiny ihany ry zareo e - na de ny resaka vary fotsiny aza de efa Ar 800 ve ny 1 kapoka, ny hena sy ny légumes mangony fotsiny.
3. bichette ( 25/02/2005 09:05)
mampalahelo tokoa ireo mpianatra satria sady efa decaler be ny fianran'izy ireo nohon'ilay grevy nisy tamin'ny herintaona izay naharitra 1 volana mahery, ny annee scolaire 2004 2005 tsy mbola nanomboka nefa dia grevy lava izao. Mahereza rankizy a !
4. intelligenzia ( 25/02/2005 09:55)
Oeh Oeh! NAONA E!
Oeh Oeh! NAONA E!

ilaharana ny vary va? MARINA ANY ZANY!

ARETIM[/b]-ANDOZA (arema&tim)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5128