Film gasy

81. iartistika ( 05/03/2005 13:00)
Ka Tantely efa nombohin'le bandy ko in tsony...
82. sasely ( 01/04/2005 20:29)
iartistika:

Ny anay sy sarah kosa tsy asehonay olona zany leaza ah!raha te hijery de tongava aty aminay.....


de aiza nareo no mipetraka fa ho avy izahay eh
83. poupounesana ( 02/04/2005 15:32)
ny ahy ny mba hafatro d jereo daolo ny coin rehetra @ny trano rehefa hoe hi-envisager han....
zao ane ny cam efa misy kely d kely ka tsy fantatra akory hoe azo sary daolo zay natao teo rehetra eh!
84. yanlee ( 09/04/2005 09:13)
dara fify less no miady eo an fa le olana tsy nitazanay ny 2em cd satria simba ilay izy de aona ny hevitra less an nefany tsy misy olona afaka hitondra an`ilay izy an ok less fa mirary soa ho anareo daholo zah e akama avy tulear less egypt
85. bloum ( 11/04/2005 14:35)
poupou>>hanao chasse aux cam's izany vao ... :lol:
esorina daholo ny tableau,ny fitaratra,ny armoire sns.
Sao dia maraina ny andro, ny zavatra tokony hatao mbola tsy vita foana :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1774