Sanatria

1. Oully ( 12/02/2005 13:21)
Sanatria hoy aho raha adino izy ity http://forum.serasera.org/index.php?rub=message&msgid=m4080f2d802730
Tsy aleo ve masahana?

Toerana:
Lyon
na
Normandie (amoron-dranomasina).

Daty:
01 - 03 Jolay 2005
na
05 - 07 Aogositra 2005.

Sa ahoana hoy ianareo?
novalian'i methode ny 06/03/2005 14:30
2. ikaretsaka ( 12/02/2005 14:16)
hevitra tsara!
ze mahasoa ataon'andriamanitra fa efa soratana io!
3. sipagasy ( 12/02/2005 17:43)
Aleo any @ RNS oully miresaka tsara izay hatao annn sa ahoana hoy injy??

Fa isika izay te handeha aloha dia efa mba tokony ho fantatra ihany é! ary mba ilaina hay koa inona ny daty tena mba maha afaka ny rehetra, tsara ilay WE aloha e! @ izay mba afaka daholo ny rehetra!

NY ahy ny daty tiako izao dia ny 01/07-03/07/05 io, ny toerana izay itiavana azy fa tonga foana aho, oups izahay mantsy e! :P
4. Oully ( 13/02/2005 13:13)
sipagasy> ok aza eh, any indray zany mihaona dia manamasaka azy eh! bizz jiaby
5. xxx ( 13/02/2005 15:34)
oully sy sipagasy / Hatr@ izao zahay rizareo tsy mbola fantatra mazava raha tafankahita aminareo any Vichy @ ity taona ity na ahoana a ! Misy adidy hafa @ io vanimpotoana io ka ho hita miandalana eny ihany e !
samoina taloha e !
6. Oully ( 13/02/2005 17:48)
samoina> hatraty io, fa atao aloha ny fikàsana sy ny fanantenana hihaona eh
7. bichette ( 14/02/2005 07:10)
raha ny amiko dia vonona aho ny amin'ny volana jolay.
8. notron ( 14/02/2005 09:04)
Masaka be zany fa za kou hande @ io an!
9. booboo ( 14/02/2005 11:58)
ny anà : 1-3 juillet, Lyon

teneno ihany klou ny date sy ny toerana tian'ny tsi-1-1 dé refa any @ RNS (zé ho any) fintininina sy masahana bebe kokoa ny raha.
Dé anjaran-dreo ndray ny manao tatitra eto sy manome ny andinindiny bebe kokoa.
10. Oully ( 14/02/2005 20:08)
Raikitra izany fa izay masaka any @ RNS dia hekentsika mianakavy. Tsaroako efa ho atao Jaobily izay faniriantsika hihaona izay fa dia aleo masahana izany eh... :wink:
11. fijo ( 14/02/2005 23:32)
hitondra vilany ary izahay sy fanja any amin'ny RNS hanamasahana azy an.
12. booboo ( 15/02/2005 11:19)
oully>ié zà manaiky oe zé tapaka any @ raha ekena aby
fijo>zà zany hitondra vanjan'afokasoka iraika hihihi
13. fijo ( 15/02/2005 22:35)
kitay sisa de ny kaly e
14. ikaretsaka ( 15/02/2005 23:10)
aza hitako ka may aby ny ala any vichy fa hoa nitady k'tah hoa le fijo sy i booboo!
15. dadabe ( 16/02/2005 05:04)
aleo zah zany mpitaondrano sady mpanondraka e heu heu heu :-D
16. Ramaso ( 16/02/2005 05:26)
sady reo sipa ireo le lena no reveny!
17. naritsimba ( 16/02/2005 05:31)
Tsy maintsy hoe mandeha foana ny tenanay raha sitrapon'Andriamanitra lol
Raha tsy tonga moa dia mirary anareo hahavita antsakany sy andavany eh!
18. Oully ( 16/02/2005 20:23)
zà ve tara ka ny booboo sy fanja dé iray ihany! ary mbola tsy maharaka film ihany aho fa oviana no nanomboka nanamasaka i fijo sy fanja booboo ???

ramaso> enao kosa eh
19. ikaretsaka ( 16/02/2005 22:25)
mahana be i oully ny an'ialahy ry ramaso .. apirimo aminn' zay iny basirano iny =))
20. Fanja1 ( 17/02/2005 08:30)
fijo fa maninona no tonga de za? za kousa mba mpitazana @ io e!efa isan'andro zao io ihany no ataoko kou! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3919