Bodo, Tovo J'hay, Nanie...-ALLEMAGNE

1. welie ( 12/02/2005 12:16)
Ho avy aty Allemagne indray i Bodo, Tovo J'hay, Nanie ary ry Johary.....any Essen no fotona ka dia tongava maro daholo indray ary ooooooooo! :wink:
novalian'i fijo ny 29/03/2005 22:12
2. notron ( 12/02/2005 12:24)
Tena okazy masaka be io fa tonga daholo e!
Vakio ny boatin-drakitra de Go.
Bon ambiance dôly ary nareo fa izahay efa mahita foana aty fa milay an! :arrow:
3. welie ( 12/02/2005 12:25)
Ito ny adresse misy ny info° www.madaclub.de (saingy @ teny allemand aloha fa mety misy teny gasy na frantsay kou any ho any....) :wink:
4. notron ( 13/02/2005 04:11)
Refa tsisy hande de tsika sy ndry rery no ho any an! hihihihi
Za kou ho any raha afaka fa ze etsy Allemagne ve? tssss
Tonga za ka, eo akaikin'ilay mpivarotra koba no fotoana an! tandremo sao taraiky be!
5. notron ( 13/02/2005 04:23)
Refa tsisy hande de tsika sy ndry rery no ho any an! hihihihi
Za kou ho any raha afaka fa ze etsy Allemagne ve? tssss
Tonga za ka, eo akaikin'ilay mpivarotra koba no fotoana an! tandremo sao taraiky be!
6. gasmlay ( 13/02/2005 18:51)
Le mpivarotra koba eo ambatoroka akaikin'ny villa Berlin? Za koa handeha fa zà mipetraka eo akaiky eo!
7. slf ( 13/02/2005 18:57)
welie:

Ho avy aty Allemagne indray i Bodo, Tovo J'hay, Nanie ary ry Johary.....any Essen no fotona ka dia tongava maro daholo indray ary ooooooooo! :wink:


....te ho eny aminao eny aho
te mba ho finidinao...azavel'irery eto aho
te mba ho namanao,
dia atolotro anareo rehetra aty io sombinkira io dia
mahazahoa fahafinaretana dolidoly.
:oops:
8. welie ( 14/02/2005 09:08)
slf.... :) merci e! Dia bizz any @ ddlf an! :wink:
9. welie ( 14/02/2005 09:10)
notron....elà manao fotona foana nefa tsy tonga mintsy ary kou! Tsss.... :-P
10. fijo ( 14/02/2005 23:34)
mba tsy hafaka kosa izy e.
11. iartistika ( 16/02/2005 09:21)
Mba asaivo manao eskaly aty amnay rehefa avy any eh.........
12. welie ( 18/02/2005 18:06)
iartistika...aiza io any aminareo io?

fijo...mametraka lapin foana io ary kou! Efa lazaiko hoe bitso apetraka fa tsy lapin tsony.
13. iartistika ( 18/02/2005 20:02)
Aty metrôpaoly eh!
14. fijo ( 22/02/2005 22:46)
welie sao dia bitro kely ary io
15. welie ( 23/02/2005 20:49)
fijo... inn lé bitro kley indray? :wink:
16. fijo ( 23/02/2005 22:15)
bitro no mpametraka ko
17. iartistika ( 26/02/2005 11:02)
mametraka zanany ve?
18. fijo ( 01/03/2005 21:27)
izay azo apetraka rehetra ka
19. welie ( 04/03/2005 17:26)
Ilay izy ary hono mety tsy hisy Tovo J'Hay indray kou....tena tsssss...... :cry:
20. Veloo ( 23/03/2005 19:44)
ary ny pihira gasy tsy mba tonga aty Amerika mihitsy o? fa ahona kay? Na die eto an-drenivohitra aza.. tsy misy ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2027