embona

1. fijo ( 10/02/2005 05:46)
ho antsika aty lavitra aty,raha toa ka manembona ianao,mitsidia kely ao amin'ny namana "madanight"fa hisy ny tsiahy ny any an tanana.ary dia anembona tokoa mahita ny fiovana any.
aza adino ny mosara sy ny tananakanjo hamafana ny ranomaso.
novalian'i fijo ny 15/02/2005 20:59
2. Fanja1 ( 10/02/2005 07:11)
merci fijo, hitakou tokoa ilay izy omaly alina tena tsy nampatory ahy mihitsy, tena nalahelo be za, misy kely mba tadidiko ihany, tena vao maika manin-te-hody ny havana :cry: :cry:
3. booboo ( 10/02/2005 11:06)
lé photos an'i El Man momba ny tanana ve zany ? Raha ireny dé tena vitsy kely beeeeeeeeee mitsy sisa ny lalana tadidiko fa ôtra niova aby
4. ikaretsaka ( 10/02/2005 14:28)
booboo> mila manao retour en source kely ianao izany mi reload... de voa load any de miverina indray de mamokatra bebe kokoa
5. ramoul ( 10/02/2005 20:45)
tena mampanembona marina le sary klewazana :snif: latsaka atram' ranomasoko mintsy
6. fijo ( 10/02/2005 22:30)
tena hoatry ny tsaroako aby le izy le.araho fa mbola hitoy io.
7. ikaretsaka ( 10/02/2005 22:39)
ny kartier anay tsy mbola niseho le :cry:
8. Fanja1 ( 11/02/2005 07:23)
ikaretsaka :D :-D
9. booboo ( 11/02/2005 13:03)
ramoul>mbô tsy hita tao ara Antsahamanitra kouh ! lé refa alarobia hariva miaraka @ be sy ny boboka reny ! :wink:
10. Nananie ( 11/02/2005 16:29)
nenay kou mbola tsy hita
11. ra8mbandana ( 11/02/2005 23:58)
ary ny filaharam-bary amin'ny efatra maraina ve hita ao?
12. fijo ( 14/02/2005 22:59)
ka mbola hitoy fa mahareta kely e.dia minoa fotsiny
13. booboo ( 15/02/2005 13:09)
:°)
14. fijo ( 15/02/2005 20:59)
io fa tonga ny tohiny ary e.aza malahelo fa efa mahita e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1532