mpisoloky

1. majakely ( 09/02/2005 14:01)
Tandremo ao Tana ;eny amin'ny Rova may misy mpisoloky bedabe ry zareo voa daholo na gasy na vazaha...fa indrindra rehefa vazaha dia may 5000ariay fa handoavam-bola hono ny mamangy ao ???Efa nisy voa ve ,raha misy manam-pahefana mamaky ity fitarainana ity dia mba tsidio ny eny raha mbola mitohy io fa mampalahelo be ....
novalian'i methode ny 05/03/2005 20:40
2. methode ( 10/02/2005 09:02)
Misaotra an'i majakely aloha nampahafantatra!! Zah aloha mbola tsy voa satria lavitra!!! hihi!!! Fa efa maro ny toerana misy an'io raha tsy mailo!!! Toa tsy misy zavatra ho jerena koa eny izao ko!!
3. iartistika ( 16/02/2005 21:56)
Iza zany misloky zany fa hiantsoantsika paolisy..
4. dadabe ( 17/02/2005 10:23)
fa angaha misy polisy ato @seraesra ? :?:
5. booboo ( 17/02/2005 10:27)
ouh ! FBI boooobaka beee mitsy
6. dadabe ( 17/02/2005 13:00)
hay ve e?de misy milisy koa zany ato raha izany
7. iartistika ( 17/02/2005 16:11)
Misy milisy,miraozy,mivononavoko sns...
8. methode ( 18/02/2005 00:08)
Ka ato tsy misy fisavana fitaova-piadiana ko!! hihi
9. dadabe ( 18/02/2005 03:55)
gfa fisavana inona le?? :)
10. methode ( 19/02/2005 20:29)
fisavana karapanondro mahalelah na mahavevavy!!!! :lol:
11. cutie ( 19/02/2005 22:37)
fa manin no savaina ,methode??
12. dadabe ( 20/02/2005 09:42)
ka raha tsy misy kara-panondro fa pasipaoro de ahoana le?? sa de savaina direct hoe vavy i lety sa lahy indry? hahahahahah=))
13. majakely ( 20/02/2005 10:52)
:oops:
14. booboo ( 20/02/2005 12:49)
:^)
15. methode ( 22/02/2005 23:05)
cutie> Sao diso adiresy le olona miresaka aminy de mila savaina!!! Hihihi!!! :-$
16. dadabe ( 23/02/2005 13:49)
tsy ampy methode :)
17. methode ( 26/02/2005 10:37)
Iza no tsy ampy methode eo nefa za eto ihany!!!
18. dadabe ( 05/03/2005 08:49)
i booboo sy majakely hihihihih omeo methode ao zareo ee hehehehe (l) :arrow: (l)
19. methode ( 05/03/2005 20:40)
dadabe mamporisika fotsiny!!! Hihihi! Efa antitra marina ngamba ka tsy mahavita azy intsony!! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3408