ENAM

1. dondrona ( 09/02/2005 02:11)
refa tsy afa-panadinana ny dondrona dia migrevy sy mitady hanala ny tale jeneralin'ny sekoly ENAM. refa atao atosi-potsiny misondrotra kilasy indray dia be style hoe sortants ENAM.
Ireny no karazan'olona nitondra teto hatrizay ka hatramin'izao ary mitady ny mbola hitondra mandrakizay.
novalian'i xxx ny 11/02/2005 08:46
2. xxx ( 09/02/2005 06:22)
Tsy sanatria dondrona akory ny mpianatry ny ENAM fa raha misy ny tena dondrona dia anontanio ny DG an'io sekoly ambony io fa ny zanany dia tsy afaka t@ fanadinana tao @ ENAM mihitsy nefa afaka t@ fanadinana hiditra hanao MAGISTRAT satria Ingahy DG Mr RAZATOVO no DG ny Ecole de la MAGISTRATURE taloha koa anontanio an'ingahy DG ny antony manakana azy tsy hamindra ireo mpianatra izay tsy nisy latsaky ny 12/20 ny Moyenne azon'izy ireo.
Misaotra eh!
3. andansonia ( 09/02/2005 06:41)
Ianareo tena ao anatiny moa ny mahalala ny antony higrèvenareo fa ny anay mpihaino vaovao avy aty ivelany dia hoe tratra ny notes éliminatoires. Ka raha ny note éliminatoire aloha rehefa izay no lalàna dia arahina fa raha misy kosa resaka hafa dia tsy hainay indray izahay fa avoahay eny a@ mpanao gazety ho fantatry ny maro e
4. xxx ( 10/02/2005 06:43)
Tsy hoe ao anatiny akory ny tenako fa mahalala mpianatra sy mpampianatra ary mpandraharaha ao @ ENAM. Maninona moa ireo mpampianatra ao no tsy manohana ny tenin'ny DG? Io DG io dia manao valifaty @ tsy nahavoaray ny zanany tao dia te-hampiseho fa tsy mahay ny mpianatra ao. Izay no tena antony.
5. MadioFo ( 10/02/2005 06:54)
valifaty ahoana fa ny DG angaha ry xxx no nanao ny sujet d'examens sy nitsara ny copies?

ra tsy tafiditra tao ny zanany dia tsy mahay koa izy izany na tsy sahaza azy tao.

fa aminay aloha ny notes éliminatoires dia tokony ampiharina, fa tsy mandrovitra pataloha eo ambony dabilio fotsiny dia hoe tafita fianarana mamita-bahoaka
6. xxx ( 10/02/2005 07:46)
Avy namaky gazety zao zà io dia mahita ny momba ny ENAM. Mahalala tsara an'io DG io zà matoa miteny izany, tsy mandà ny Note eliminatoire mihitsy zà, kanefa matoa ireo mpianatra ireo afaka soa aman-tsara ka tafiditra tao dia noho ny fahaizany, maninn raha tsy noraisina izy raha izany. Maninona ny ao @ ENAM ihany no misy olana fa ny any @ Sekoly ambony hafa tsy misy ny olana? Amiko io DG io mihitsy no tsy mamely ka tokony esorina ao.
7. miseomilay ( 10/02/2005 11:31)
fa angaha ra afaka concours d'entrée dia hoe mahay be ka tsimaintsy atositosi-potsiny sisa? Raha izany atao inona intsony fianarana raha tsy misy notes éliminatoires leaza! manao concours d'entrée fotsiny zany dia mahazo diplome!!!!

Marina ny an'i MadioFo fa tsy ny DG no nitsara ny examens fa ny profs na dia mety ho misy aza ny valifaty araka ny fihevitr'ireo mpianatra kamo, rehefa tsy afaka dia tsy afaka.
8. ikaretsaka ( 11/02/2005 03:55)
rehefa izany dia asaivo tsaraon'ny mpampianatra hafa mihitsy ilay izy de jerena raha tena nahay ilay mpianatra na tsia..
mety izay koa ny hahafoana ny lonilony ao satria dia samy miala na ny mpampianatra na ny dg @ zay
9. xxx ( 11/02/2005 08:46)
Fa angaha koa rehefa DG dia tsy maintsy marina foana ny lazainy?
Maninn izy izao no tsy manao rapport ny fivorian'ny CA?
miseomilay> rehefa tsy afaka letsy elà t@ fanadinana natao tao dia mangina ah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1849