MALAZA BE....

1. joda ( 08/02/2005 07:57)
MISY IZANY DG NA ONG IZANY TRATRA NANAO VETAVETA NIARAKA TAMINA VEHIVAVY TELO MISY AFAKAMANAMARINA IO VE ARY INONA MARINA NO NISEHO... 8-) 8-)
2. fi ( 08/02/2005 08:49)
dia taiza hono izany?
3. Chuan ( 08/02/2005 09:00)
Zah lou tsy afaka manamarina fa raha zay no marina de DG zany midika owe DEGANY kle !!!!
4. nikopol ( 08/02/2005 09:03)
Raha tsy ampy taona ny iray amireo vehivavy ireo dia blema fa raha samy olon-dehibe tsy hitako ny olana.

Nde mba hanao DG ana ONG za raha izany :-D
5. ravatorano ( 08/02/2005 09:36)
ny fahafantarako azy dia nivoaka tao amin ny gazette de la grande ile omaly izy io
Io ranamana io koa dia nitory ny gazety de la grande ile ka tokony androany no miakatra eny amin ny fitsarana ny raharaha
ny mahagaga ahy amin ilay izy dia we ahoana no nahazahoan io gazety io ilay k7 mirakitra ny fihetsika nataon ilay DG rehetra niaraka tamin ireo"tovovavin ny alina"satria izany no klassén ilay gazette gdi azy ireo.
Asa raha tena verité imprimée ilay izy na tsia fa tena nasehon dry zareo premiere page ilay sarin ilay akama miaraka amin ny joba fa nasian ny bare noire ny masony
Favy ry lerony amin itony fitsikilovana itony kle milamina ihany
6. nikopol ( 08/02/2005 09:43)
Ravato elà nga tsy nahita an'i Le Parrain II, resaka pression io. Ny ahy refa manao anio za dia tonga dia asiako bare noire ny masoko amizay tsy sahirana ny panao gazety :lol:
7. sechat ( 08/02/2005 10:11)
nikopol> =)) =)) =)) =))
8. ravatorano ( 08/02/2005 11:42)
mba hahafahanareo mahita ilay lahatsoratra dia http://www.lagazette-dgi.com/v2/pagefr.php?rubune=politics&genre=news&id=26854 na koa ity http://www.lagazette-dgi.com/v2/pagefr.php?genre=news&rubune=politic&limitune=10&id=26872
marina zany raniko ah! :}
izay manao fangatahana dia azo omena ilay k7 d afaka mijery ilay fika b :-$ :-D :-D :-D :-D
9. Nananie ( 08/02/2005 12:18)
:-D gaigy kou 'zany.Hafa-baraka.
10. sechat ( 08/02/2005 12:35)
ndrekaky ô! hay tafiditra niasa ao koa i rocco sifredi =)) =)) =)) =)) =))
11. joda ( 08/02/2005 17:10)
ny mahagaga anefa dia izay mangataka ilay k7 tsy omendry zareo :-@ :-$ :-$
12. zakilinina ( 08/02/2005 21:35)
Tay be raha hanao commerce ilay gazety. Efa mahay maka tahaka ny "voici", "ici paris" sns any lafrantsa.
Na izany aza anefa dia tsy fampiseho masoandro ity "la une" ity eny fa na dia notapenana aza ireo maso.
Ambonin'izany dia "vie privée" izy ity ka tsy tokony arangaranga fa aferan'ny polisy sy tribonaly.
13. ikaretsaka ( 09/02/2005 02:56)
efa izay ny lamaody izao ry namako isany ary manana zo hi critika izay tsy mety ny olona ary hijery ny marina izany @ zao fotoana ...
vaovao ny taona e
efa 2005 isika fa tsy ankiafinafina itsony ohatran'ny t@ 10 taona lasa!
rehefa tsy te ho oainina izao de tsy manao fotsiny e!
14. milah ( 09/02/2005 11:43)
gaigy b fa mbola malaza b fôna ny kolikoly any @birao rehetra any an! :@
15. zakilinina ( 09/02/2005 13:06)
Ié, transparence no lamaody.
Saingy izay tratra sy izay tsy tiana ihany no aboridana. Be ny mpanao ratsy saingy voatakotakona rehefa akama na havana.
16. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 15:37)
ts tamzany fa hatramzao e ! Aza be menomenona eo tenisany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0875