zava-dratsy

1. yonikafopl ( 05/02/2005 00:45)
Dia mba milaza njay we izay zavatra tsy tantiny nisy nataon'ireo namana mpikambana tato.

Ny ahy dia ireo bandy kely vao manoratra dia mikoty, avy eo tsy mahazaka, dia manompa be ary @ forum.
novalian'i methode ny 09/03/2005 22:34
2. ikaretsaka ( 05/02/2005 01:35)
ny ahy le sipa be vava be ato nefa rehefa tena raikitra kay lasako vavany fotsiny!
3. xxx ( 05/02/2005 06:56)
Salut daholl , tena marine lazainy yonika , tena ntsss , any @ tchat no tena loza , mangataka pv de refa tsy mamaly ko de lazaina miavona fona nefa rah mamaly de tonga de koty klou , @ zay teny ratsy avy atrany no azo rah vo mandà , inona tokony atao @ zany ? Nefa ba namana no tedavina ,
4. dadabe ( 05/02/2005 08:44)
ny ahy aloha ny tsy tanntiko de le zah nahazaka sipa tato @forum,de efa faly ery ,kay virtuel kle,misy ranomasina be ny manelanelana anay kiiiiiii tena tsy zakako e :twisted: :roll:
5. chipie1 ( 05/02/2005 12:47)
nena le bandy be vava be eto aminy forum reo , tsy hoe tsy mahatanty za an fa ndraindray trop be nefa .... :lol:
6. booboo ( 05/02/2005 14:11)
nenà tsy lé be vava fa lé diso may vava lôtra ndraindray. Lasa hoooooooors sujet beee mitsy fa mivadika reglement de compte lé raha. Na misy hors sujet booobaka beeeee ara ato @ forum refa mananihany tsy mifandratra ( verbalement ) tsy olana mitsy fa raha vô io mifandratra an-teny io dé tsy aty la route ouz mihanta zay :wink:
7. mumu ( 05/02/2005 15:13)
ô ry ramaso inona faona ary ty resaka honesty ty?? raha mitady honesty nareo de tsy eto amin'ny net!!!
nareo de arary fo am'zany eo!! maîtresse-nao za miteny anio!!
8. ikaretsaka ( 05/02/2005 15:33)

marika nosa ny azy :
ka de hivelona @ lainga sy fitaka zany rehefa eto?
hoe olona efa manambady de mikoty sipa na manaiky hokotiana de tsy miteny heo manambady.. sns sns?
avy eo raikitra indray ny gijagija hoe tsy mahatantyny ampirafesina ee eee oy a oy e.
ny nandraisako ny eto dia tokony hisy ny karazan'ny fifampitaizana entre antsika koa (izay le maha samihafa azy @ forum gasy sasany hoe samy mi blibli sy blabla)
ny ahy ny hialana @ le gijagija sy tsy fahatantenasa no hilazako io ..
ny marina tsy mba maty ary vinany izany manao lainga marivo tototra sy mamitaka olona izany!
eviteo ny gidragidra dia mandeha io ..

sinon dia mahatantesa ny akora lavan'ny people ato e!

efa tsy toko tsy forohana ny effets an'ny fandaingana sy ny "vaky barara" tato ko!

tsy hitako ange ny mampatahotra sy mahatsara @ ilay tsy mitsotra e!
9. lanto ( 05/02/2005 15:42)
fa iza no efa nanontanian'ikaretsaka hoe manambady ve dia nilaza tsy manana nefa manana ? ary manana sipa any akaikiny any koa ve tokony hiteny ?
Ampianaro anay zay tokony hataonay ô !
10. mumu ( 05/02/2005 15:51)
ikaretsaka misy ny atao hoe vie privée ka tsy ande tantaraina eto amin'ny forum!! averiko fa fanalanaazy ange ty forum ty e!! misy miteny ny marina ary misy kou mi-bilao fotsiny! de omanao tsiny ve ilay olona!!
ny gidragidra tokony atao any amin'ny hafatra fa tsy ato hitan'ny rehetra eto kosa fa manimba feeling be! no lasa hors sujet be mintsy!!
11. ikaretsaka ( 05/02/2005 15:58)
lanto marina!
+adino sahady???
za aloha manontany e! ary bedebe ny olona manketo manafina !
fa ankoatran'ny tsy nanontaniako dia hita mihariay @ slohahevitra eto e

efa nandeha tato ny resaka hoe

-efa raikitra sy voafatotra tany an-kafa le olona dia nahita sipa de nikotikoty teto de..... (le olona efa soit manana sipa, soit manambady . soit efa mom...... sns! ) de disadisa be! tsy atoro anao angamba iny fa mampatsiahy fotsiny aho

-impiry isambolana ato ny miseho ny lohahevitra mitaraina hoe basin'ariary fito e, ny lehilahy zao e... ,ny vehivavy zao eeee, maninona no mampirafy e... sns sns!

vokatr'ilay tsy fitsorana daholo ireny!
dia ny mampihomehy ange rehefa avy eo de nareo ny sosotra hoe aoka izay le disadisa nefa nareo mi favoriser ilay olona sy le olana nahatonga azy e!
:roll:
12. kinaoly ( 05/02/2005 17:01)
ika sy ramaso> amiko aloha de sarotra ny manery ol we mitenena ny marina, afaka izy manao ze vava tiny - forum ane natao amoahana hevitra e, na mitombona tsia ny hevitra mivoka, rehefa atao ampanajana sy fahatsorana sy sur un ton leger le izy de mety fona - marina mintsy ny tenin'i mumu we sao maka aretimpo amzany lisany sao de lasa acharnement le izy kanou - lisany manao fixation ami-na ol - de lasa tsy forum tsony fa règlement de compte
raha ny fahalalakou le lohahevitra otranzany de natao famoahana hevitra fa sangisangy le izy fa tsy we fitifirana akory , hifanaovana ane le izy ( sa diso aho)
tsy ho ary ho vôsakana @ fitsorana aby ny olana mety hitranga raha ny hevitro aloha
13. lanto ( 05/02/2005 17:18)
Ilay tia sikosikotra fiainan'olona mihitsy no mahatonga pbm. samy hafa ny mandainga sy tsy milaza ny marina. Izay no ilana ny pseudo : hiafenana !
Ndeha tokoa mba hovaiko ny ahy :roll:
Rehefa tsy nandainga taminao manokana ilay olona dia aza atao probleme e ! Raha ianao no nandainganay ka tratranao izy dia lazao azy (any am namana araky ny tenin'i mumu) Inona anefa ny voka-tsoa raha hifampitabataba eto ?

14. kinaoly ( 05/02/2005 17:31)
lanto> zany ane wa e :o
15. hery ( 05/02/2005 17:44)
ikaretsaka:

lanto marina!
+adino sahady???
za aloha manontany e! ary bedebe ny olona manketo manafina !
fa ankoatran'ny tsy nanontaniako dia hita mihariay @ slohahevitra eto e


Tsy dia ratsy le manontany fa ny olona koa tsy voatery hiteny. TSy hoe tsy fahatsorana mihitsy. Ra-bofinay aza leisy betsaka ny zavatra tsy fantany amiko... ary betsaka koa ny tsy fantako aminy. Tsy mainona mihitsy zany. Izany no mahasamihafa ny olona.

ikaretsaka:

-efa raikitra sy voafatotra tany an-kafa le olona dia nahita sipa de nikotikoty teto de..... (le olona efa soit manana sipa, soit manambady . soit efa mom...... sns! ) de disadisa be! tsy atoro anao angamba iny fa mampatsiahy fotsiny aho


Tsy azoko io. Hoe nisy nikoty teto ve kanefa efa voafatotra? Mitovy amin'ny any ivelany rehetra ihany io. Misy efa voafatotra (le olona efa soit manana sipa, soit manambady . soit efa mom...... sns! ) kanefa rehefa mandeha eny antsena dia mbola mikotikoty ihany. Fiainany izany kou inona mou no hikonfeseny an'zany eto?

ikaretsaka:

-impiry isambolana ato ny miseho ny lohahevitra mitaraina hoe basin'ariary fito e, ny lehilahy zao e... ,ny vehivavy zao eeee, maninona no mampirafy e... sns sns!


Manja aloha le hevitra goavana hoe hanova e :-) kanefa dia ny tany tontolo mihitsy no mila ovaina vao tsy hisy himenomenona intsony.

ikaretsaka:

vokatr'ilay tsy fitsorana daholo ireny!
dia ny mampihomehy ange rehefa avy eo de nareo ny sosotra hoe aoka izay le disadisa nefa nareo mi favoriser ilay olona sy le olana nahatonga azy e!


Tairo ary ilay fitsorana e. Velaro eto ambony latabatra daholo ny fiainan'lisany. Tsy izany ve mou no nandrasana tato amin'ny vavolombelona tato kanefa tsisy sahy na dia miteny fotsiny aza hoe i anona no sipako? Normal lisany raha tsy milaza izany satria tsy fitsorana ny filazana izany eto amin'ny forum...

Ny ahy kalou de zany foana ny fiainako... misy vie privée, misy vie publique. Misy tsy quoi na idirana aza... misy tsy reviko mihitsy raha vao idirana... misy kofa zay somary sola i leiry... fa raha vao iny solany iny no resahan'lah dia rombo tanteraka. Aleo miteny hoe from izy na hoe tsy mi-razy toa izay hoe sola. Dia ohatra an'izay... tsy tsapan'lah mihitsy hoe aiza ny zavatra privée amin'ny olona iray.

:-$
16. chipie1 ( 05/02/2005 19:24)
hery> :wink: finnn wa!
17. methode ( 06/02/2005 21:55)
mumu> Misy resaka tsy azoko!! Nisy voafafa ngah tao no tsy hitako izay nolazain-dramaso?
Ny zavatra tena tsy tiako eto aloha dia ny fidirana vie privée n\'olona tsy tiany zaraina amin\'ny namana e!!! Ny faharoa tena tsy tiako ihany koa dia ny fanomezana hevitra tsy natao hanampiana ny namana fa natao hamalezana na handratrana na handotoana azy fotsiny!!!
Tsy misy olona afaka milaza fa tsy manana kilema eto fa samy manana ny tsininy daholo na dia izay lazaina ho tsara endrika sy tsara fanahy!!!
18. yonikafopl ( 06/02/2005 22:00)
marina ny voalazan'i hery, fa kosa ange ry Hery ny tsy filazana ny marina tsy midika kosa we mandainga e!!
19. naritsimba ( 07/02/2005 12:53)
Salama daholo
Ny ahy dia izao, misy ilay fitenenana hoe: Ny marina rehetra tsy Filaza, izany hoe aza lazaina ny marina fa tsy hoe andeha hiezaka ny handainga. Aza valiana fotsiny izay tsy tianao valiana ary tsorina hoe tsy azoko valiana. Izay no fahatsorana toy izay hamaly ka hamahan-dalitra. Iza moa aminareo no angatahan'ny zanany mofo ka hanome azy vato?
Koa safidy ho ahy ho anao ho antsika rehetra, na hamafy hamafy lainga na tsy hamaly fotsiny fa safidy mazava io.
Raha izaho manokana aloha dia efa nisafidy ny fahatsorana ka miezaka ny mamaly ireo fanontaniana nangataham-baliny tamiko na iza nanontany na iza.
Izay fa dia tsara ilay lohahevitra eh!
Misaotra eeeeeee!
20. sechat ( 07/02/2005 12:57)
nenà le mimeme ato no tena tsy tantiko fa marary be ny kiboko refa avy eo =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1948