14 febroary

1. bebe ( 04/02/2005 02:14)
misy fety ve amin'ny saint Valentin?
novalian'i dadabe ny 17/02/2005 09:34
2. lo ( 04/02/2005 03:40)
bebe:

misy fety ve amin'ny saint Valentin?



le izy mou zany lundi amty an?! tsy kwa e, atao lundi joli zany kou, saingy mbola hitady valentine klou vô mety
(l) :^)
3. lo ( 04/02/2005 06:06)
tsy aleo v atao otsany we saint valentin fôna isan'anjo? (l) :* (l)
4. mihanta ( 04/02/2005 08:50)
misy fety ho an'olon droa izay mifankatia. (l)
5. kalamy ( 04/02/2005 09:13)
:* ie ny saint valentin dia hoan'ny mpifankatia na vao miaraka na efa taloha ela fa refa mifankatia e!!
tsy mila tadiavina fa tonga hoa azy! mahaiza ary manao fety tsara o!!! (l) :oops:
6. yonikafopl ( 04/02/2005 21:40)
bonne fety doly nareo izay mifankatia eee :-*
7. cutie ( 04/02/2005 22:38)
mrci akia yonika. De njy kou :*
8. andansonia ( 05/02/2005 08:17)
Voa haingana no nankalazaina ho malaza be ohatra izao ny Saint Valentin taty Madagasikara.
Ny fety tena hanamarika ny St valentin eto Tana angambany hoy aho, aoka ho ahy raha tsy izay dia ny spectacle Francis Turbo ao @ Esca.
9. dadabe ( 05/02/2005 08:37)
(l) (l) :-* asio fety bebe a,de efa hanao rezervasioo avy hatrany aho ,"tanjemon'ilaisany fa bebe sy dadabe amin'io mety handihy sy hanao tsapiky,na hanao kidodo mihitsy eeheu heu heu (eo ambony kidoro) :* milay e
10. mihanta ( 05/02/2005 09:42)
tiako b ny fankalazana ny fetin'ny st valentin tam taona lasa tany madagasikara niaraka tamin'ny tarika "kiaka" (l)
11. dadabe ( 07/02/2005 04:00)
fa nisy inona ry mihanta???? :o :D
12. Ramaso ( 07/02/2005 04:25)
nisy.. euh.. aza fafana an.........



:roll:
13. sechat ( 07/02/2005 10:11)
hihihihihi efa voafafa ve le izy ramaso fa toa tsy hita eto intsony?
14. fi ( 07/02/2005 10:24)
bebe a, andao hiarahivanitika miaraka @ i Francis ao ESCA e
15. booboo ( 07/02/2005 10:36)
ramaso>hihihihihi
16. fijo ( 07/02/2005 21:32)
ndao sika sy ndry hanao fety ry mihanta an
17. dadabe ( 08/02/2005 09:00)
zah sy bebe ihany no tsara miaraka @14 fev e.
inona ihany ary ity fafana fafana ity ?????mba azavao lesy ramaso fa tsy ao mitsy aho a
18. fijo ( 08/02/2005 23:31)
ary ramaso marina toa voafafa foana e
19. poupounesana ( 09/02/2005 15:01)
le ao @ccessca anie toa 13 fa tsy 14 eh!
mety kosa alou zna yeh! mivanitika miarak@ daolo b alou ny 13 d ny ampitso voa en tête à tête ny mpifankatia! hanao ahoana re eh?
20. fijo ( 09/02/2005 21:42)
ho hitantsika eo ihany rehefa tonga ny ampitso ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0475