immigration canada

1. xxx ( 01/02/2005 17:29)
Ry Namana!
mahita amin'ny site aho dia manontany anareo izay monina aty canada oe ahoana ny tena fandehan'izy io, ny tenako izay manoratra dia aty mada ka mety tafiditra ihany v ny tenanay raha mampiditra candidature,efa annao tets online aho dia Tsara ny note azo.
Miandry anareo e!
novalian'i xxx ny 22/05/2005 15:09
2. hery ( 01/02/2005 19:21)
fa site aiza dia candidature amin'ny inona ilay izy? Sao dia mba ho any Canada koa mantsy ny tenanay :-)
3. mihanta ( 01/02/2005 22:07)
hummm :-D
4. fatsoraly ( 01/02/2005 22:51)
hery> http://www.cic.gc.ca/english/skilled/qual-1.html
5. fijo ( 01/02/2005 23:27)
toa mandeha resaka avocat izy io,ary misy fifantenana,mila mananan vola misimisy ary indrindra manana fahaizana.
6. fatsoraly ( 02/02/2005 00:07)
fanampin'ireo voalazan'i Fijo:
- ilay fahaizana ilaina mifanaraka @ professions ilain'i Canada fa tsy ny domaines rehetra.
- ary mila experience de travail plus d'un an mifanaraka aminy koa
- mila manana havana mipetraka (resident permanent)any Canada koa

mahereza!
7. fatsoraly ( 02/02/2005 00:07)
fanampin'ireo voalazan'i Fijo:
- ilay fahaizana ilaina mifanaraka @ professions ilain'i Canada fa tsy ny domaines rehetra.
- ary mila experience de travail plus d'un an mifanaraka aminy koa
- mila manana havana mipetraka (resident permanent)any Canada koa

mahereza!
8. fatsoraly ( 02/02/2005 00:24)
fanampiny hafa:
- mila mahay teny frantsay sy anglisy (IELTS 7.0 raha canada anglophone)
- mila olo-marina (madio casier judiciaire)
- mila olona salama. fizaham-pahasalamana ataon'ny dokotera manokana voatondron'i Canada
- mila interview manamarina ireo diplaoma sy traikefa anananao, ary koa ny fifehezanao ny teny anglisy sy frantsay.

angamba mba efa voalaza daholo ny zavatra importants rehetra.
9. xxx ( 02/02/2005 03:37)
Immigrants: riche et en bonne santé....
c'est tout

Bon courage.

10. fijo ( 02/02/2005 05:02)
izay mihintsy.
11. vahiny2004 ( 02/02/2005 16:19)
Efa "riche" eto ve dia hitady inona indray , hafahafa koa rizareo izany
12. mihanta ( 02/02/2005 18:39)
ka plus enao riche plus enao mitady foana
13. fatsoraly ( 02/02/2005 22:08)
ary ra manao otrany gasy any france? ny bandy mitady vola sy papier mo ny sipa mitady bandy! hahaha! :-D
14. ikaretsaka ( 02/02/2005 22:44)
zany nga ny ady any le?
15. fijo ( 02/02/2005 23:06)
asa aloha fa tsy hitako loatra izay aty e
16. fatsoraly ( 03/02/2005 00:08)
ny any fijo manokana so de mifamadikamizay? hahaha. :wink:
17. sechat ( 03/02/2005 16:24)
tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ity:
mba tian'i fatsoraly mitsy ny manaratsy ny gasy.
mba te hanontany fotsiny a hoe gasy ve enao?
18. ikaretsaka ( 03/02/2005 18:45)
sechat> aleo precisena ilay izy.
tiany mihitsy ny manaratsy ny gasy tsy ohatra azy sy ny gasin'i frantsa
19. fatsoraly ( 03/02/2005 21:41)
ra milaza ny marina kosa ve de oe manaratsy e.
ikaretsaka> maita lazaina ko ela kah! hahaha. elah zay no niteny an'io an! lol
20. ikaretsaka ( 03/02/2005 21:56)
za kosa milaz any marina e.. raha gasy ohatran'ialahy kosa tsy aratsian'ialahy..
ena ze hitako ato ihany no lazaiko ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2469