Mahaleo

1. Oully ( 01/02/2005 00:27)
Sao mahaliana www.mahaleo.com
novalian'i olast ny 10/09/2005 15:13
2. Oully ( 01/02/2005 00:34)
ramaso> zà kou tara fôna an! :oops:
3. fijo ( 01/02/2005 05:21)
mifankatiava e
4. kavitra ( 01/02/2005 06:53)
misaotra
5. ftma ( 02/02/2005 08:41)
salama daholo,
Nahita an'io film "Mahaleo "io avant premier aho omaly tany Manosque, Tena nahafinaritra indrindra raha tia ny tarika Mahaleo, milaza ny zava-misy any amintsika,manentana antsika aty an-tany lavitra aty tsy hanadino ny tanindrazana.
6. watafon ( 02/03/2005 07:05)
oully: misaotra anao fa tena mahaliana tokoa e!
7. mandrindra ( 17/03/2005 10:46)
Nivoaka omaly tany amin'ny salle ho an'ny daholobe io film io. Nandeha nijery aho aomaly ary akory ny hagagako fa zara raha nahatratra 20 ny malagasy nijery azy tao. Teto Paris io.
8. Mamilasary ( 29/03/2005 16:56)
Mba alefaso aty aminay ilay film mahaleo e
9. olast ( 10/09/2005 15:13)
mila film mbaalefa eto ê
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2169