Fihaonana @ Ravalomanana

1. hery ( 25/01/2005 14:12)
COMMUNIQUÉ URGENT
Fampiarahabana tratran\'ny taom-baovao miaraka amin\'ny Filoham-pirenena /
Présentation des voeux par le Président à la diaspora - 26 janvier 2005

Amin\'ny fandalovan\'ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana eto Frantsa, dia
asaina ny Malagasy rehetra anatrika ny lanonana fifampiarahabana
tratran\'ny
taom-baovao, ny alarobia 26 janoary 2005, ao amin\'ny Résidence de
l\'Ambassade, manomboka amin\'ny 12h30.
Adiresy : 1, boulevard Suchet, Paris 16ème.
Métro : La Muette.

A l\'occasion de son passage en France, le Président de la République Marc
Ravalomanana invite tous les ressortissants Malagasy pour une présentation
des voeux qui se déroulera le mercredi 26 janvier 2005, à la Résidence de
l\'Ambassade, à partir de 12h30.
Adresse : 1, boulevard Suchet, Paris 16ème.
Métro : La Muette.

Tsisy vidim-pidirana :-)
Tsisy réservation kou
novalian'i fijo ny 07/02/2005 22:19
2. mihanta ( 25/01/2005 14:23)
lol za tsy nahazo invitation :-D
3. sechat ( 25/01/2005 14:25)
mmmmm zay kou :roll:
4. xxx ( 25/01/2005 16:59)
Efa hoe tsisy reservation fa ry mihanta ve adala e
5. welie ( 25/01/2005 17:51)
mihanta....zà kou tsy nahazo invitation kou! :^)

xxx....ka sao hoe \"dedaka ery nefa tsy invitée\" eo ka loza :-P

Iza no andeha?
6. chipie1 ( 25/01/2005 18:38)
za tsy mande
7. mihanta ( 25/01/2005 21:04)
XXX sao ianao no adala,tsy hitan\'ny vongamasonao nga oe tsy nahazo invitation,za nga niresaka reservation
8. zakilinina ( 25/01/2005 22:24)
mihanta > mahery setra loatra ity teny hoe \"vongamasonao\" ity !
Ataovy fotsiny hoe \"tsy hitanao ve ?\"
9. mihanta ( 25/01/2005 22:41)
kou za lazainy fa adala kou :-D
10. ikaretsaka ( 25/01/2005 23:05)
mihanta> maninona indray ny vongandramaso ooo ??
:-D
11. damaopa ( 26/01/2005 02:15)
ny namana any an-tanindrazana reraka milaha-bary sy hena ary menaka. ireo izay niangaran\'ny vintana (raha tsy nangalatra) efa tonga aty am-pita kosa indray vokisam-posiny kanefa tsy mandoa hetra ariary akory.

Amena
12. betty ( 26/01/2005 07:45)
oups! tara be zah @ le filazana kle
sady le jet mbola tsisy essence :p.... 12h zany mety tsy tratra tsony kle :p
Mihanta ahhh alaivo zah :)
13. kitjo ( 26/01/2005 07:51)
betty> za zao efa milahatra nefa miaraka @sachet....ihhiiih
14. ainaheri ( 26/01/2005 08:09)
Za alo tsy ande ee d mampiova in ny fiaonako aminy tssss!! sady mandreraka no mandany fotoana!!
15. kavitra ( 26/01/2005 08:53)
ezay tonga any dia mahazo ny hoe \'\'ANAKARENADAHOLO IZAY REHETRA MAHANTRA\" :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. mihanta ( 26/01/2005 09:16)
ika :-D
hihazakazaka aingana haka an\'i betti
17. chuan ( 26/01/2005 10:17)
Betti> alaiko am`jet privé-ko lisany an ! hihihii !
18. booboo ( 26/01/2005 10:19)
mampamangy amin\'azy any ho an\'zé andé ouz booboo oe :-P
19. naritsimba ( 26/01/2005 10:42)
Raha misy fandraisanareo anjara any dia mba alefaso aty @ FIFAMPIARAHABAN\'NY NAMANA SERASERA @ 05 FEVRIER 2005 fa ny aty no tena mila tohanana.
Misaotra sahady ho ilay namana izay efa nandefa izany fa dia voaray soa aman-tsara.
Amin\'ny anaran\'ny namana rehetra aty Madagasikara.
NARITSIMBA
20. naritsimba ( 26/01/2005 10:48)
Manorata amiko raha mila adresse handefasana azy na anontanio i Hery
Misaotra eeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1864