FIAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2005 (05 fevrier 2005 La CASCADE du ROVA)

1. naritsimba ( 19/01/2005 07:17)
Mamerina ny fiarahabana antsika namana rehetra indray ô!

Araka ilay voalaza tary aloha dia ny Sabotsy 5 Febroary 2005 no hifampiarahabantsika @ izao nahatratrarantsika ny taona vaovao izao.

Ny Toerana dia eny @ La CASCADE du ROVA Ambohidratrimo manomboka @ 2 ora tolakandro ny ora firavana dia tsy voafetra.

Ny fotoana ifampiandrasantsika dia eo @Vasakôsy Antanimena @ 1ora ka h@ 1ora sy sasany tolakandro. Tongava mialoha mba ialana @ fifampiandrasana, ny saran-dalana mankany dia 600 Ariary (3000 fmg) mandroso sy miverina.

-Ny fandraisana anjara dia noferana ho 3000 Ariary(15 000 fmg) miampy izay rano fisotron\\\'ny tsirairay.

Raha misy mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso an\\\'ireto laharana ireto:
-033 11 307 33
-033 12 253 73
novalian'i fijo ny 08/02/2005 23:32
2. notron ( 19/01/2005 08:42)
Manentana antsika rehetra mba ho tonga satria fotoana iray ahafahana mihaona io.
Hihirahira indray isika.
Hitsinjaka ihany koa.
Hifankahalala bebe kokoa
Ambiance tsy misy ôtr\'izany eeeeeeeee!
Aza dia manao tara fotoana fa lasa manahirana e!
Raha samy ho tara ihany de aleo tara amiko! hihihihihi!
Ny tsaky efa misy any fa ny jus sisa no entintsika.
Dia mba itondray tsikitsiky eeeeeeee! hanampiana le tsakitsaky
3. angie ( 19/01/2005 09:14)
Dia mirary soa ny namana rehetra e. Dia manaova fety finaritra. :-*
4. mihanta ( 19/01/2005 09:32)
humm manjamanja refa mifety an,ataovy milay :-*
5. arimalala ( 19/01/2005 10:36)
d isaorana manokana eto alou nareo zay nanaiky nisahirana t@ fikarakarana
zahay ko tsy maintsy tonga any
fa zao fotsiny no hafatra kely
entanina mba samy ho marim-potoana d entanina ihany ko mba samy ho tonga daholo e
6. glou ( 19/01/2005 11:39)
dia faly miarahaba antsika rehetra indray eh, ary misaotra betsaka an\' i naritsimba nanentana ary zahay kou de mbola manamafy ilay fanentanana satria h@ izay de mbola tsy nisy fety ratsy izany no nataontsika ka tongava daolo indray ooohhh!!! tsy aleo ve asiana fivoriana kely hanamasahana ny programme amin\' io eh sa tsy izany ra naritsimba , fyjl ravatorano sns.. de omeo ny fotoana sy ny toerana eh!

glou_
7. shakira ( 19/01/2005 11:56)
De aiza kay le 3 000ariary no aloa? De eo @ arrêt bus mankany Ambohidratrimo mintsy ve zany Vasakôsy hanovana fotoana zany !?!
Misaotra ô!
8. naritsimba ( 19/01/2005 13:14)
shakira> ny fotoana dia eo @ io voalazanao io arrêt bus mankany ambohidratrimo.
Raha misy te-handoa vola mialoha dia manorata @ ireto olona ireto: glou, bainah, naritsimba, notron, voahirana, ravatorano, mcz, six, mimich, arimalala, na antsoy ireo phone eo ambony ireo: 033 11 30733 na 033 12 253 73 mety mbola hiampy ireo numeros ireo ao aoriana kely.
Misaotra antsika mialoha
9. saholytiana ( 19/01/2005 14:38)
miarahaba anareo rehetra dray ! Dia manova fety sambatra daholl , mafinaritra zao saingy somary malahelo zah mahita zao tsinona tsy afaka miaraka @ nareo . Rovina bà misy zao aty France ? efa enoko iany woué nisy fa tara lotra zah .Dia bà misy evitra ve bà azona ny sarinareo any ? dé sotra d\'avance .
10. fijo ( 19/01/2005 22:16)
saholytiana ny aty frantsa dia any vichy amin\'ny RNS
11. naritsimba ( 20/01/2005 07:23)
Akory aby ô!

Ho antsika namana rehetra dia amin\'io fotoana io no ahitanareo ilay VCD izay mirakitra ny sary tamin\'ny 18 Desambra 2004 izay fotoana nankalazantsika ny faha-5 taonan\'ny \"Namana Serasera\" izay natao tao amin\'ny INTH Ampefiloha.

Raha tsy misy ny olana dia mbola ho raketina an-tsarimihetsika ihany koa io fifampiarahabana tratry ny taona izay ataontsika io.

Ny aina no mateza fa dia maniry ny hahatongavantsika maro e! sy ny fifankatiavantsika namana rehetra.

Naritsimba
12. voahirana ( 20/01/2005 12:17)
Tratry ny taona daholo ô!

Dia izay indray izany no malaza an!!! andeha ho any @ 15Km annnn!!!! dia manasa anao izay maniry handeha izany mba hanaraka anay ho any e!!!!!!! fa hifaly isika na dia efa akaiky ny eny @ 18 aza hi!hi!hi!!!!!!!!!!!



13. fijo ( 20/01/2005 23:29)
tandremo izany ry vo an
14. andryrabe ( 21/01/2005 09:32)
sali dooly e,
hiezaka ny ho tonga aho amin\'ity fa malaza tsara mihitsy izao fety ao izao kah, sady toerana falehako matetika ihany ilay cascade du rova.
izay fa dia misaotra ny mpikarakara rehetra e.
15. dadabe ( 21/01/2005 11:08)
Misaotra anareo mpikarakara e!tena mahafinaritra mihitsy izao fifandraisan\'ny malagasy izao ,mba maniry aho ny ho eo akaikinareo saingy indrisy ..... :( :( lavitra lotra anareo ny misy ahy ary tsy mba misy gasy fa dia izaho irery aloha hatramin\'izao (eto Chine).
Misaotra r\'ise ry namana isany a!mazotoa e,ndeha mba hanao koa izah irery kle ! hihihihi
(l) :*
16. booboo ( 21/01/2005 11:49)
mbô asio sary re aaah ! dé atao atsy @ tahirin-tsary fa bobaka no mety tsy hahita lé raha @ VCD tsinn ! Sôtra mialoha
17. auna ( 21/01/2005 12:01)
Dia mirary antsika rehetra hanao fety sambatra amin\'io.
18. auna ( 21/01/2005 12:04)
Dia mirary antsika rehetra hanao fety sambatra amin\'io. :lol: :lol: :lol:
19. six ( 21/01/2005 12:26)
sur fa ho avy e
20. rhanitrava ( 21/01/2005 16:16)
(l) Dia faly miarahaba antsika rehetra Tratry ny taona vaovao 2005 indray ary irariana ny hatratrarantsika indray ny taona 2006 raha sitrapon\'Andriamanitra .
Izaho moa dia lavitra aty Toamasina sady classe d\'examen ka tsy afaka ny mandeha any fa kosa @ io andro io koa no manatrika fifampirahabana tratry ny taona 2005 aty Toamasina aho ka dia samy manao fety koa izany @ io andro io. Koa dia mirary fety sambatra ho antsika tsirairay avy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.152