Mbola sahy ve?

1. notron ( 05/01/2005 09:08)
Ndao indray hifampiarahaba tratry ny taona @ faran\'ny volana Janoary na voalohandohan\'ny febroary eeeeeeeeee!
novalian'i dadabe ny 20/02/2005 10:15
2. booboo ( 05/01/2005 09:12)
zà mahasaky fôna fa ndao eeeeeeeeeeeeeee
3. watafon ( 05/01/2005 10:21)
ka inona moa no atao eto fa tsy izany e! tratran\'ny fah 5 volana aza booboo sy notron eeeeeee!!!!!!!!!!!
4. betty ( 05/01/2005 10:22)
na isaky ny faran\'ny volana io tsy koi eh!......
saingy so de oe \"tratran\'ny volana \" ndray no tokony tenenina @ io :p
5. watafon ( 05/01/2005 10:23)
ze atao mety daholo ry betty an !de enao koa ary e! tratrany koa !!!
6. naritsimba ( 05/01/2005 11:25)
Aleo hasiantsika fanomanana tsara ny amin\'io fa raha izaho aloha dia vonona eh!
7. arimalala ( 05/01/2005 12:00)
za ko d vonona fôna fa iza no miombon-kevitra amiko oe andro 1 no anaovana azy fa tsy tapak\'andro, tena tsy ampy mihitsy mantsy le tapak\'andro e, sa aôna ozy nareo?
d na d zany aza d tonga d efa eritreretina ny prolongation raha mbola maro ny ekipa mazoto
sa.......?
8. yonikafopl ( 05/01/2005 14:21)
raha eto @ forum de sahy fona zahay ka
fa hay mou le izy ka le any Dago ve??
zahay manohana fona anareo eeeee
9. booboo ( 05/01/2005 15:20)
kay ve fihaonana mitsy no eritreretinareo ? ny anà lé miafampiarahaba fotsiny mantsy :oops:
na zany na tsy zany : tratran\'ny androany aby eeeeeeeeeeeeeeeeeeee
10. bichette ( 05/01/2005 16:05)
bone nané
11. tenio ( 05/01/2005 16:43)
bonne année e!!!!!!!!!!!!!
12. yonikafopl ( 05/01/2005 18:24)
mbola bonaneee doly zany eee de mbola bizzzz kou. :-*
13. watafon ( 05/01/2005 18:35)
iny ndray no tsy neritreretiko kle ! fa tsy maninona kah ! bizz mmb daolo ary e!
14. ( 05/01/2005 22:33)
Bonne anie ê !
15. maditra ( 06/01/2005 00:29)
Domage, comme je rate bcp de chose! :oops:
16. watafon ( 06/01/2005 05:39)
tsy mbola tara zany ry maditra an ! zavatra vao manomboka ange ity zao e!
17. harena ( 06/01/2005 05:40)
sady zah tsy tany ampefitete tam voalohany fa tsy afaka de asio revy marina ry lerony, fa ny aty koh tsy midaka am zany ah
18. mihanta ( 12/01/2005 17:45)
ny volana janoary ané bonané foana d ny taona 2005 kou mazotoa
19. fijo ( 12/01/2005 23:27)
bon année mihanta.
20. booboo ( 18/01/2005 10:14)
tratran\'ny tapaky ny janvier aby eeeeeeeeeeee :roll: ... :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1176