NANAONA NY REVEILLON?

1. lity ( 01/01/2005 00:16)
tena tsy naintsy niasa ny bandy de nanao reveillon niaraka t@ serasera namana eee
novalian'i fijo ny 27/01/2005 22:12
2. maditra ( 01/01/2005 03:41)
asa hanao ahoana izy io ! mbola tsy tonga ny aty!!! Manomana azy tsara ny aty izao! Mazotoa ry jade sy ny namany e!
3. maditra ( 01/01/2005 19:08)
Nilay be ny reveillon. Nidelira tsy mamo ny maditra sy ny hendry jiaby taminay. Aza mba aty an\'Amerika fotsiny hoy aho raha mbola tsy 21 taona fa ngoma pi e!
4. booboo ( 01/01/2005 19:36)
hihihi
5. lity ( 01/01/2005 20:06)
inona ary ty hihihi ity fotsiny ry booboo ; sa booboo tena tsy ngoma pi?
6. mihanta ( 02/01/2005 21:24)
nahafinaritra ny reveillon njinja refa niaraka tam namana avy any lavitsa b zay.nandihy d nimeme d nihira
7. loockx ( 03/01/2005 04:09)
nahfinaritra fa sady tonga d naazo tso-drano satria avy foana ny orana
8. ravatorano ( 03/01/2005 07:35)
nilay b kah niaraka tamin ny fianakam \'s d niodina avy eo sady aiza koa no hisy reveillon tsy hilay zany raha miaraka amin ny pi eh :wink:
9. sipagasy ( 03/01/2005 07:55)
Kay isika & ry lity niaraka teto ihany kosa kouuuuu :-*
10. notron ( 05/01/2005 09:03)
Ravatorano ve tsytany Bira e?
Nenay ndray de tao an-trano ka rehefa vizana ny tongotra, vizana ny kibo, vizana ny sofina, vizana ny maso, tratra ny taona dia lasa nanitsy lamosina tany Befandriana.
11. fijo ( 27/01/2005 22:12)
ravato marina izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8263