tratry ny taona

1. fijo ( 30/12/2004 20:47)
satria moa androany no hiaonantsika farany amin\'ity taona ity ,koa dia mirary fety finaritra sy filaminana hoantsika rehetra aho ary dia mirary sahady koa taona vaovao hoan\'ny namana rehetra.
novalian'i fijo ny 31/01/2005 23:22
2. yonikafopl ( 30/12/2004 20:58)
Marina ny an\'i fijo
Dia mirary fety mahafinaritra sy taombaovao feno fifaliana sy fahasambarana ho antsika namana e!!!
Dia mandram-pihaona @ herintaona indray eee :-* :-* :-* :-* :-* :-*
3. ikaretsaka ( 30/12/2004 22:27)
rahafankapitso zany herintaona izany aty aminay e!
4. fijo ( 30/12/2004 22:38)
ny aty koa rahafakampitso ka
5. fanja1 ( 31/12/2004 08:31)
:-* :-* :-* :-* dia rampitso njay zany e! taona vao² vive 2005
6. sipagasy ( 31/12/2004 09:12)
Dia mirary taona 2005 sambatra ho antsika rehetra ihany koa é! :-*
7. booboo ( 31/12/2004 12:38)
arahabaina aby samy nahatratra zô faran\'ny taona zô dé samy mbola hahatratra ny taona vaovao rahampitso dé mirary fety feno fifaliana sy fitiavana ho an\'ny namana tsi-1-1
8. ikaretsaka ( 31/12/2004 14:52)
fanja> tsy vive izany 2005 fa ho lasa any @ varotsimifody kao io herintaona ohatran\'izao!!
9. booboo ( 31/12/2004 21:32)
Tratry ny taona eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee ( tara 32 min zà lé ! )
10. ikaretsaka ( 31/12/2004 21:35)
sss aty aminay mbola @ 3 sasany hariva ry booboo an! zay mbola 2004 e
11. booboo ( 31/12/2004 21:41)
tratry ny farany ara eeeeeeeeeeeeeeeeeee
12. ikaretsaka ( 31/12/2004 21:43)
:^)
enao ty ry booboo tenma hihi mihitsy ka
tsy mahagaga raha mahay mampifona an\'i fijo! :-D
13. booboo ( 31/12/2004 21:49)
:-D
14. booboo ( 31/12/2004 23:01)
wéééééééééééééééé ! tratry ny taona zà :D !
15. lity ( 31/12/2004 23:32)
de tratry ny taona ko zà eeeee :-D :-D
16. lejim ( 31/12/2004 23:35)
mbola 2004 ny aty izao! Miangatra Andriamanitra! Misy mahazo tombony! loooooooooooool! vandiko izao Tompo!
17. lity ( 01/01/2005 00:02)
fa firy heures ny decallage any tama any e :?:
18. notron ( 01/01/2005 05:27)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2005. Miarahana ihany koa ny Ariary satria efa io no venty ifanakalozana eto Madagasikara manaomboka izao.
Mino sy manantena aho fa hahitantsika ny soa sy ny tsara hatrany ity taona vaovao ity ary hamitombo bebe kokoa ny fifankatiavana eo @ samy namana.
Dia samy ho tratry ny taona maro mitsingeringarina daholo eeeeeeeeee :*
19. xxx ( 02/01/2005 18:10)
de samy tratra ny hovy dray zany ééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééé
20. chipie1 ( 02/01/2005 18:41)
tratra ny taona daolo :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.269