TANTARAM-PITIAVANA

1. tafita ( 30/12/2004 10:49)
Misy tantaram-pitiavana iray izay :( Mitantara ny fifankatiavan\'olon-droa izay voarara ka niafara t@ fahafatesan\'ilay zazavavy ) ,\" CHARLOT RABARIVELO sy i SUZANNE RANIVO \" Tena mba nahafinaritra ahy tokoa , fa sady mirindra no navoitra t@ alalan\'ny tononkalo ilay izy . Tsy haiko mantsy ny nanoratra azy no sady tsy tadidiko tsara ilay tononkalo nefa milay be hoahy . Ka raha mba misy mahatadidy de mba ampitampitao aty amiko . Mizara telo ny tononkalo io fa somary lavalava izay ihany ,de ireto no fizarany.
1 - TIA ANAO TANTERAKA AHO
Mitantara ny fiatombohan\'ny fifinkatiavana nisy t@ tanora anankiroa ireo
2 - FA KAMBOTIM-BOLA HONO E
Mitantara ny fanakianan\'ny R/ dRenin-dRazazavavy ny fitiavany olona kambotim-mbola ( satria bandy tsy de alehany loatra i Charlot RABARIVELO (l) )
3 - ANY ANKOATRA TONTOSAINA
Mitantara ny fiafaran\'ny tena fitiavana nasehon\'ilay zazavavy ka de hoy izy
Any ankoatra tontosaina any no iandrasako azy
Any am-pasana mangina no hatao ny mariazy
Merci e

novalian'i sakinah ny 06/03/2012 11:33
2. loockx ( 30/12/2004 12:30)
Tô otsany mahaliana iany izy zany fa mba ampitapitao kou rah misy anle izy any e
3. booboo ( 30/12/2004 14:04)
eka marina
4. pseudo ( 30/12/2004 17:03)
ie!
5. baosykoto ( 31/12/2004 07:05)
\"indray harivariva izay raha nahatsiaro reraka izy
dia nandray ny taratasy tao anatin\'ny valizy.
Izao no tao anatiny raha namaky Andriamatoa:
any ianao Rabary ilay tsy mamam-paharoa \"
6. ikaretsaka ( 31/12/2004 14:57)
hmmm ohatran\'ny efa henoko
7. booboo ( 31/12/2004 15:31)
baosykoto>dé aôna ny tohiny ?
8. baosykoto ( 31/12/2004 16:39)
handiso fanantenana anao sahala @ Rabarivelo na Suzanne Ranivo ve ny tenako.efa ela tsy tadidiko intsony .efa 30 taona lasa izay.fony aho mbola namaky boky teo @ Randrianangaly teo @ totohabato Ambondrona,.any ankoatra tontosaina èè. Eo ampanafarana an\'io boky io aho ato ho ato.Ho tohizana
9. mihanta ( 02/01/2005 21:15)
vita ny pub fa tohizo njay :-D
10. iriniaina ( 03/01/2005 13:37)
film sa hirahira refa vita ny pub
11. vonya ( 20/08/2005 14:49)
mahaliana be ô
12. mitou ( 26/08/2005 13:56)
:lol:d aona njai lé tohini fa mlai eb izan koooo
13. sakinah ( 06/03/2012 11:33)
za koa tene tia an'ilay poésie io fa raha mahita an'ilay boky ianao dé mba ilazao ihany, nitady eraky ny kyosque ah tany tany tanà fa tsisy manana ilay izy

mitou:

:lol:d aona njai l� tohini fa mlai eb izan koooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1115