Tohano ny an\'ny étudiants gasy

1. booboo ( 29/12/2004 10:26)
www.unilog-management.fr/awards

Manantena ny fandrasain\'anjaran\'ny be sy ny bobaka zareo
novalian'i cheboman ny 01/03/2005 03:42
2. booboo ( 29/12/2004 10:29)
ao @ lé Vote en Ligne no misy ilay projet n\'ny étudiants malagasy fa hadinoko :-o
3. sechat ( 29/12/2004 10:52)
za ni-vote imbedebe hihihihi
4. fanja1 ( 29/12/2004 12:36)
za kou ni vote
5. chipie1 ( 29/12/2004 12:36)
6. ramoul ( 29/12/2004 14:07)
zay fa vita ny vote
7. hery ( 28/02/2005 15:10)
Nahazo 2.000 euros hono izany ny akama nofidiantsika tato. Misaotra daholo.
8. cheboman ( 01/03/2005 03:42)
fa ry lerony anie toa nahitana azy daholo ny akamaroan'ny forum gasy tamin'ny pub fa rehefa nahazo ry lerony tsy tsarony tsony ny nisaotra ny forum rehetra nanaovany pub :@ :-D :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2224