O reto a! Mba hazonareo an-tsaina ve hoe ahona ny fety reo gasy @ tapitsisa mikarama latsiky ny 1Euro/jour?

1. tanala ( 24/12/2004 11:29)
De ahona ny kaly misy cadeau ve sa mifapijeriry fotsiny?
novalian'i fijo ny 27/12/2004 21:53
2. xxx ( 24/12/2004 13:12)
eny tokoa !
ary mba azonareo an-tsaina ve ny noel n\'ireo mpitondra fanjakana malagasy variana mampiada-tena????
3. sechat ( 24/12/2004 13:26)
tanala> efa fantatrao ny valiny :roll:
xxx> :-D :-D :-D
4. xxx ( 25/12/2004 03:03)
ka ny tokony ho izy ange dia ny fo o mifety fa tsy ny vatana e.
sinaingy...
5. nikopol ( 25/12/2004 11:32)
afaka mifaly foana ka ! ovaina fotsiny ny terimaometatra sy ny unité de mesure de mahita zavatra hafa hahafahana mifaly
6. watafon ( 26/12/2004 08:08)
henoy fotsiny le hiran\' i Mahaleo hoe \" KALON\' NY MAHANTRA \" de voavaly io :(
7. cutie ( 26/12/2004 21:09)
aiza no misy an\'zany 1 euro/jour zany ?
8. xxx ( 26/12/2004 23:42)
any madagasikara ka... ataovy ny kajy tsotsotra
9. xxx ( 26/12/2004 23:47)
1 euro/jour =
30 euros /mois x efajato sy roa arivo ariary (coursn\'ny euro) ....

= Fito alina sy roa arivo isam-bolana!
10. watafon ( 27/12/2004 06:20)
eritrereto fotsiny hoe ny vary zao no 1200 Ar ny Kg e! mafy ange zany e!
11. mafitoto ( 27/12/2004 20:18)
De hoy izaho hoe! ho anay aty ivelany aty dia tsy hainay intsony fa arak\'ilay tent hoe ny valala misy ny mpilaza mahay, mafy ady ny gasy ady mafy ny fiainana ny hanina tsy misy ny fitafiana tsy voavidy intsony , ny kilalaonan-kizy tsy voavidy intsony, ddia hoy izaho hoe! izany ve raha ny fieritreretako tsy hisy intsony naiDadabe NOELY sa efa maty izy? rahoviana isika Gasy vao hiarina. ka hoy izaho hoe: nisy nateraka ny hifaly ve? sa nisy nateraka ny hitomany? nisy nateraka ny hihafy ve? sa nisy nateraka nytsy hitafy? nisy nateraka nyhanirery ve? sa nisy nateraka nytsy hiteny? tadidio fa miankina @ tsirairay ny fampandrosoana ny firenena.
12. fijo ( 27/12/2004 21:53)
fantatro ny fetin\'izy ireo satria za tany majunga dia efa niaina tao anatin\'izany.ny anay tany tsararano rehefa fety dia ny miaraka miresaka ery ambody manga mandraparainana\'ny andro n mba nataonay,fa tsy mba misy kaly be izany,sy kilalao.ny akoho ihany no laoka fa io moa samy miompy aby ny olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1153