Courses Fin d\'année Paris IDF ho an\'ny NAMANA

41. mumu ( 29/12/2004 08:31)
ikaretsaka tsy tia couscous nga? :-D
tonga ilay andro ahona iany izy ty???
42. chipie1 ( 29/12/2004 09:14)
asivo sariny i mumu sy i riffeur wa eto
de amzay kobo oe reto ny namana fa betsaka gasy iany any belle epine! :-P :-P
43. mumu ( 29/12/2004 09:33)
chipie1 apetrao kou nenjy!! :-P
44. chipie1 ( 29/12/2004 09:34)
:-P ;-)
45. thilane ( 29/12/2004 10:11)
fijo> maninn anareo kosa aza ny asiatik! ny sasany no itanareo maloto t@ reportage dia hoe maloto daholo ve?

sinon tonga izany ity ilay andro dia tsisy hifanena fa toa niova ity resaka! :D tonga dia fandrio dieny zao ny programa manaraka fa efa tsy tafa ny androany zany! hihih
46. fijo ( 29/12/2004 23:03)
nanao ahoana marina le androany e
47. chipie1 ( 30/12/2004 09:02)
toa tsy nahita any i mumu sy i riffeur oe :-D :-D
masaho tsara aminy manaraka ka ....
48. fijo ( 30/12/2004 20:49)
iny izany le hoe fihaonana\'ny tsy te hohita ko
49. bichette ( 03/01/2005 10:18)
nihôna ihany ve ianareo ? toa mampiresaka fotsiny ...;
50. tsiperifery ( 06/01/2005 16:42)
Nisy ny fety saingy foana ny fihaonana noho ny antony maro angamba:
1)nigrirevy ny bus de naleon\'ny sasany nijanona an-trano namango couscous.
2) tsy ampy ny plisplisy hanafarana ny namana avy lavitra fa de naleo nividianana pyjama . (Plisplisy navadibadika izany . hihihi )
3) Tsy navela hisotro zi ny sasany fa bedin\'ny garda kor
Etsetra etsetra e ! Aleo makafy fihaonana virtoaly aloha eo am-piandrasana ny manaraka indray e ! Samia ho tratry ny paksa indray !!
51. mcfy ( 07/01/2005 12:15)
zà aloha d tany e, ts haiko nan nisy tonga tany nareo na tsia fa ny gasy moa v ts ho nisy tany.

Nahita maromaro mihitsy ah, nisy aza ny niavonavona hihihihi (laingakozany)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1113