Courses Fin d\'année Paris IDF ho an\'ny NAMANA

21. mcfy ( 23/12/2004 00:11)
fijo> fa aiza no misy anareo nohoe lavitra be? Mandraisa Avion! :lol:
22. fanja1 ( 23/12/2004 06:26)
hihihihi!
23. fanja1 ( 23/12/2004 08:37)
plisyplisy pour fijo lol
24. tsiperifery ( 23/12/2004 09:00)
easyjet Rafijo tonga de mitotona ao ORLY a ! ....saingy efa mahazo henabe hatsatsika le frais ! hihihihi
25. mihanta ( 23/12/2004 09:34)
fijo manaova hazakazaka majinika dieny zao d tonfa any ialahy é
26. thilane ( 23/12/2004 11:34)
mcfy>ie sarotra ihany aloha miditra bercy! fa nareo moa mandeha inona daholo mankany? sa nareo mandeha tomobil daholo no vonona ho any belle epine?!
fa le izy ity moa zany samy miantsena dia raha mifanena @ oll tsara raha tsy mifanena dia tans pis? sa asina toerana iray tokony hifanenana mintsy?
27. lanto ( 23/12/2004 14:29)
Zah tsy afaka ny ho any fa mba soso-kevitra ny ahy : maninona raha tsy atao hoe courses le izy fa toa manelingelina ny sain\'ny sasany ?
Atao hoe hihaona fotsiny ao amin\'io toerna io, na de mba hiara-hisotro zi de fl... ihany aza :p ; asiana ora mazava, dia izay te hiantsena manao izany aloha na aorian\'ny fihaonana.
Am\'zay kou mba tsy hisy ho kivy mialoha hoe sao tsy hifanena akory e !
:)
28. michou ( 23/12/2004 19:06)
tsy ratsy lay hevitra fa de any zany mba mifampitazana e, toa hoatry ny hafinaritra kosa!
29. riffeur ( 23/12/2004 19:59)
za sy mumu zany hiaraka @ io dia manatona anay :twisted:
30. mcfy ( 23/12/2004 21:36)
michou> d tongava maro ary kou! :^)
riffeur> d\'efa kôpy elà zany kou
mumu> manana garda kor an
k\'or
31. fijo ( 23/12/2004 21:50)
za letsy aty atsimo aty an.lavitra be
32. mcfy ( 25/12/2004 14:32)
fijo> ahodino fotsiny ny boussole d tonga aty elà k :lol: @ zay elà ts any atsimo tsony
33. mihanta ( 27/12/2004 17:09)
raha soirée resto d tonga za ô,na kou oe resaka bal hihihihi :D
34. chipie1 ( 27/12/2004 18:04)
ka aona mou no alalany sasany oe ity i mumu de ity i riffeur, feno gasy ane mpande ao belle epine ao e? mba sao de mba tokony asiana sarinareo ato ? :-D :-D
mihanta> bal sy mimonjy fona an hihihihi
35. thilane ( 27/12/2004 18:10)
izay anie ilay lazaiko hoe tokony mba misy toerana iray hifanenana dia ora iray dia izay tonga ao dia mba mifampijerijery e! hihihi
non serieusement tsy ratsy koa le soirée resto an!
izano tia kaly sinoa? :D
36. fijo ( 27/12/2004 22:19)
marina ny andry ry mihanta.kaly io ko
37. mihanta ( 28/12/2004 08:33)
thilane,chipie,fijo,andao hamorona soirée resto njay.
thilane refa kaly asiatique d tiako b mintsy
38. thilane ( 28/12/2004 17:58)
mihanta> tairo ndray aza zay ny atao paika e!! de tsy atao lafo be an! lol japoné koa aloha tsara e! fa bon mety tsy tin\'ny sasany!
iza no tia sinoa? de rovina aza eee atao @ herintaona??? hihih de 13eme zany ny fotoana!
le miantsena aloha tsisy hiresahana akory fa aiza dia samy hifampijerijery ve!
sady jereo ity efa antombotra be ny andro nefa tsisy tapaka akory! hihi sa ahona?
39. fijo ( 28/12/2004 22:34)
tandremo fa maloto ireo aziatika ireo an
40. ikaretsaka ( 29/12/2004 00:55)
mba mandeha @ ilay madio dio e.. aleo kosa ireo toy izay tavaratra le!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5567