Courses Fin d\'année Paris IDF ho an\'ny NAMANA

1. mcfy ( 20/12/2004 10:13)
Soso-kevitra ho an\'ireo izay mba te hifankahita amintsika mpinamana. Na dia ny hifampitazana sy hifanontany tena fotsiny za hoe iny v ao @ namana dia tongava manao courses any @ Centre Commercial Belle Epine ny 29 décembre hariva. Nisy koa ny nanao soso-kevitra hoe ny 31 ka arosoy ny hevitrareo dia mba any @ Belle Epine no mifampitazana.

Tandremo nefa sao voatsindrona même si elle est Belle l\'Epine.

Tsiky dia Ampy foana sa ts\'zany ry Hery?
novalian'i mcfy ny 07/01/2005 12:15
2. booboo ( 20/12/2004 10:22)
aiza zany cc belle machin zany kay ?
3. chipie1 ( 20/12/2004 10:46)
booboo any akaikiny orly zany akia!
4. fanja1 ( 20/12/2004 10:47)
za ny 31 no afaka, matin ou après-midi zay tin\'ny rehetra
5. mcfy ( 20/12/2004 10:59)
booboo, voalazan\'i chipie1
fanja1 angah ts afaka elà le 29 hariva moa?
6. fanja1 ( 20/12/2004 11:02)
Mcfy raha tsy maintsy le 29 de hiezaka za fa omeo ny ore e!
7. tsiperifery ( 20/12/2004 14:28)
Mangasihasy eo zahay mahita ny entambe anaty sariô-nareo kouh !!
chipie1 > Ary nôveriko fa magazay fivarôtana rôplanina fotsiny anie izany Orly zany e !
Hay misy kômers\'alina fivarôtana épine kôôah ! Mahasolo fanja1tra va izany fa gôka ny patalou noeliko ?
8. fanja1 ( 20/12/2004 16:02)
tsiperifery hihihii
9. mcfy ( 20/12/2004 23:21)
ramaso> Centre Coomercial Belle Epine dans le 94 @ RN7 direction Evry. Alohan\'ny hatongavana any Orly raha miala any Paris
10. annie ( 22/12/2004 09:47)
(l) (l) (l)
zay tapaka de afaka aho e!
Tsara raha mihaona na de tsy hitsoka bougie aza fa hifampiarahaba fotsiny.
(l) (l) (l)
11. thilane ( 22/12/2004 14:20)
manahoana daholo o!!!
somary lavitra amiko aloha ilay belle epine satria tena sud loatra anefa ny tenanay avy aty @ 17eme! sady toa kelikely ihany ny bus mankany!
sao dia mba misy azo anaovana courses hafa! ohatra hoe ao bercy na zavatra otran\'izany??*
hihihi
12. riffeur ( 22/12/2004 14:24)
Ouais, any mitapo devant sephora sy virgin :-) :twisted:
13. mumu ( 22/12/2004 14:25)
nenà ilay toerana mety amiko dôly fa 29 no mety amiko satria 31 mety ho sahirana hikarakary ny fety sa ahona hoy nareo?
14. bichette ( 22/12/2004 15:49)
ny ahy koa 29 no mety amiko dia mba lazao aho hoe aiza
15. mihanta ( 22/12/2004 16:52)
dômazy za tsy afaka :-D
16. mcfy ( 22/12/2004 20:15)
thilane> mety ho sarotra b nge ny fidirana ao bercy @ zany fotoana izany e!

zà aloha na aiza na aiza d vonona ny handeh eh. ny ora no tsara ho fantatra mzava fa antsika rehetra no manome azy. Ny hevitro dia vers la fin de l\'après midi.

Le tsara kou zao d refa mifankahita any d mifampiharahaba fotsiy fa ts mmifanontany hoe iza enao! :lol:
D refa tonga ato @ tsaty @ zay milaza hoe zà le nanao akanjo malabary sy satroka rovitra iny 8O
17. ikaretsaka ( 22/12/2004 20:22)
ny tena gravy @ io ange lety ry macfy dia tena mety hisy menatra raha mba ohatra hoe hividy akanjo mandry izy na aty akano nefa miaraka bedebe e! hain\'ialahy ihany le sipa gasy!
18. mcfy ( 22/12/2004 20:31)
ikaretsaka> k zay mitsdy nge e. Samy manao ny courses-ny d refa mifanena d mifampiarahaba fotsiny d ao @ tsaty mitantara ny tohiny après. :lol:
19. ikaretsaka ( 22/12/2004 20:44)
de rehefa avy tany ka miiserasera ato ve de heo za le nanao jeans ohatran zao sy zao..
dia avy eo @ zay di ahoe ieeee tadidiko enao... ianao ilay niodina nividy pijama mavokely iny???
na heo efa nanaovana ve ilay gan-tananao fluo fluo iny?
ayayay!
20. fijo ( 22/12/2004 22:07)
zay lavitra be ety ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4529