Fankalazana ny faha 5 Taona Namana (Fisaorana)

21. fijo ( 22/12/2004 22:23)
ny zavatra tiako lazaina aloha dia ny fialantsiny fa simba ny ordiako ka androany indray aho vao hafaka niditra tato.
faharoa dia saika handefa vola tany aho,ary efa nolazaiko tato io saingy,tsy azoko ilay adresy tokony handefasana azy.
mahafinaritra anefa raha mba hafaka manampy isika avy aty amin\'ny fety sy fihaonana toa ireny.ka amin\'ny manaraka dia hapetrao ny adresy ahazoana mandefa fanampiana kely .
22. fyjl ( 24/12/2004 07:12)
Miala tsiny @reo namana sasany fa niezaka ihany aho ny hanao pv maromaro, indrindra @reo namana vaovao fa noho ny fahakelezan\'ny fotoana sy noho ny fahamaroan\'ny zavatra tsy maintsy natao dia tsy tratra ny sasany.
@ manaraka manao misimisy eeeee!
23. angie ( 24/12/2004 11:13)
Faly ery za mahita anareo namana mirana fa nilanonana, saingy malahelo koa fa tsy mba nanatrika teo, eto aho zao dia maminavina ny tarehinareo sy fihetsikareo tao, de toa mirana daholo no hitako fa tsy mahita zavatra ratsy (virtoaly :-D ).
KOa dia mirary soa hatrany ho an\'ny namana rehetra, manaova fety sambatra daholo e.
:-*
24. fijo ( 27/12/2004 22:29)
milay e
25. cafe ( 28/12/2004 06:14)
Dia misaotra antsiaka isika fa tena mahafinaritra tokoa ny firaisana ho ela velona anie \"\"SERASERA , NAMANA \"\" ary ho tratriny 5 taona ho avy tena bonne eh
26. voahirana ( 28/12/2004 12:20)
Dia misaotra antsika rehetra na ny nanatrika na ny nanohana na ara-bola izany na ara-kevitra na tamin\'ny fiarahana nisahana sy nikarakara ny fety rehetra enga anie ka hanjaka ao anatintsika mandrakariva ny fihavanana sy ny fifankatiavana ka hiaraka misalà hatrany amin\'izay zavatra rehetra natao sy izay rehetra mbola kasaina atao dia mirary ireo izay mbola tsy nanatrika fihaonana mba ho avy amin\'izay mbola ho avy dia misaotra antsika isika eee!!!!
27. mihanta ( 28/12/2004 12:29)
mbola ho b ny sisa é
28. fijo ( 28/12/2004 22:36)
sisa sisa sisa sisa sisa sisa sisa sisa sisa sisa.be dia be io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.608