Boky na mpanoratra ?

21. nikopol ( 22/12/2004 08:58)
\"Na izaho na ianao, samy tsy nahatana ny dina natao. Fa nanaiky ny hampiasa ny herintsainao rehetra ianao hanadinoana azy, nefa tsy foinao akory ny handoro ireo antontan-taratasy nifanakalozanareo. \" Izay ny frazy voalohany manomboka an\'i fofombadiko raha tsy diso za. Tantaram-pitiavana nitranga niaraka tamin\'ny tabataba 1947. Fiahonana olon-droa samy nanana ny lasany. Mahaliana.
22. booboo ( 22/12/2004 10:45)
nikopol>zà tsy mba mahatadidy ilay phrases ôtra ireny mihitsy fa ilay ambangovangon\'ilay tantara ihany.
23. nikopol ( 22/12/2004 11:05)
Booboo za indray tsy nahazo le tantara mintsy tamin\'ny vôlohany fa mbola kely loatra za tamizany, saingy le frazôlôgie no tiako de novakiako be dia be le boky. Efa ela be taty aoriana tamiza namaky azy vô azoko le tantara.
24. sechat ( 22/12/2004 11:23)
mbola any @ nikopol ve le boky @ zao?
25. kally ( 22/12/2004 12:45)
Ary trano rava-Clarisse Ratsifandrihamanana moa?Sa iza,dia Sikajin\'i Dadabe koa ange tsara e!toa 4è no tsy maintsy namaky azy ireny tsy tadidiko.
26. lanto ( 22/12/2004 13:11)
\"Ny zanako\" no tiako ny an\'i Clarisse Ratsifandriamanana
27. lanto ( 27/12/2004 09:58)
Nitady zavatra momba \"ny zanako\" aho dia ty no mba hitako :
http://portal.unesco.org/culture/fr/ev.php-URL_ID=19098&URL_DO=DO_TOPIC&URL_SECTION=201.html
:)
28. ikaretsaka ( 27/12/2004 16:32)
naninona tsar ahoe ny zanak\'i lanto?? 8-)
29. lanto ( 27/12/2004 20:06)
tiako ho\'a \"ny zanako\" de maninn ry ikaretsaka ? :p
30. gasitiako ( 11/10/2005 11:06)
tsara daholo refa boky
mitahiry ny lasa taloha
ireny no lova sarobidy
mampiaina indray ny fiainana taloha

mivoitra ao ny tena maha Malagasy
ka mifanindran-dalana @ fandrosoana ankehitriny
asa enao raha mba mangasihasy
f\'efa mila ho difotr\'izy ireny
ka tsy hita firy

ny ahy mantsy ny tena fifaliako
gasy ka tiako
31. volatiana.rasamoelina ( 06/05/2016 14:05)

sechat:

nenà efa ela loatra a no namaky azy farany de tsy tadidiko tsony ny lohateny sy ny mpanoratra. Le misy an\'ilay dokotera mipetraka @na vohitra 1 de manamboatra karazana zavaboary avy @ ol sy biby mitambatra.
tsy haiko na misy mahalala fa mbola tiako tadiavina zay boky zay ?
Ny pb kou aty tsy misy boky gasy misy de tsy afaka mividy nefa za mitady mitsy. :cry:


raha tsy diso aho dia Dokotera Rvelona no lohateny ary nosoratan' i Rapatsalahy Paul
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.244