You are here: home > Forum

Efa nandeha

Lohahevitra : Sarimihetsika
Fitohizan'ny hafatra : Efa nandeha
Valiny : 17
damaopa - 15/12/2004 07:41
Jésus de Nazareth, efa nandeha fa tiako fôna
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 15/12/2004 07:56
Maman, J\'ai raté l\'avion efa in-100 nandeha koa fa tiako fôna :^)
Valio | Miverina eny ambony
chipie1 - 15/12/2004 13:51
la boum! efa nande fa tiako fona kounkou :°)
Valio | Miverina eny ambony
mihanta - 15/12/2004 19:17
titanic humm mazava ho azy
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 15/12/2004 20:51
mihanta>ny anà ny hijerevako an\'io lé eo @ lé sambo milentika mijery lé oul be de be mianjera reny dé manisa oe firy zay, dé zay ihany ! hihihi
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 15/12/2004 21:42
24 h chrono koa efa nandefa fa mbola milay ihany
Valio | Miverina eny ambony
moi - 16/12/2004 14:28
Jamais sans ma fille !
Valio | Miverina eny ambony
tenio - 16/12/2004 14:46
Le deriner des mohicans
Tigre et dragons
Le secret des poignars volants
Coup de foudre à notting hill
Valio | Miverina eny ambony
nikopol - 16/12/2004 16:57
Pulp fiction
Le Parrain
Valio | Miverina eny ambony
kinaoly - 16/12/2004 18:20
the patriot,
braveheart,
vous avez un message
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 17/12/2004 05:41
james bond colleciton
american pie le 1 fa ny sisa trop loatra
Valio | Miverina eny ambony
tsiperifery - 17/12/2004 09:51
Mbola tiko fôna koa le \" Voro-miafina akaiky fahafatesana \"
Valio | Miverina eny ambony
sechat - 22/12/2004 13:54
Pulp fiction
La revanche d\'une blonde

Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 22/12/2004 15:44
die hard
rambo( mampatsiaro ny mijery vidaka mipetraka @ banc t@ mbola kely)
Valio | Miverina eny ambony
tenio - 07/01/2005 14:35
Ong bak
Un soir après la guerre ( film cambodgien )
Valio | Miverina eny ambony
vegas - 08/01/2005 17:56
-Un prince à New York : Ouhlalaa!! tsy maintsy mijery ary mbola hijery na hisy faty oul aza!
-The Mask : dai dai dai lany tsenjery atramin\'ny resaka mintsy fa tsisy evitra.
Valio | Miverina eny ambony
watafon - 08/01/2005 18:45
sister act
coyote girl
coup de foudre à nothing hill
le Titanic : le violoniste mitendry an\'le we : jeso sakaizanay no tena tiako !!
Valio | Miverina eny ambony
moi - 08/03/2005 12:25
"Journal télévisé"
(Impiry aho izay no nijery foana ?)
Valio | Miverina eny ambony