You are here: home > Forum

Tsinjaka faran\'ny taona ao Allemagne (Tübingen)

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Tsinjaka faran\'ny taona ao Allemagne (Tübingen)
Valiny : 7
iadaolfa - 15/12/2004 00:47
Faly manasa antsika rehetra hiaraka hamarana ny taona 2004 ao Tübingen (RFA). Jereo www.madaclub.de
Valio | Miverina eny ambony
damaopa - 15/12/2004 03:08
mora kosa ko, ho avy zay fa ataovy masaka toy ny mazatra ny belolo production e.
Valio | Miverina eny ambony
damaopa - 15/12/2004 03:28
http://www.madaclub.de/Silvester/Malagasy.htm le izy ry daolfa fa mety sarotra oan\'ny olona ny mamaky azy a.
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 15/12/2004 22:55
hoavy e
Valio | Miverina eny ambony
mihanta - 15/12/2004 23:27
alaivo zahay d tonga any
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 16/12/2004 22:00
ndao ary e.
Valio | Miverina eny ambony
welieoelee - 27/12/2004 16:51
damaopa (sao hadino ilay \"R\"?),
hay koa kay kopy ny belolo production toi? nefa anie tsy belolo no organisateur amin\'io ka. Ary inona koa izao dikan\'io ps io? hihihihi Haiko ka!

Ry zareo Stuttgart sy Tübingen tsy miala mihitsy indray izao rehefa hoe réveillon.

Toi io izany ho avy?

fijo sy mihanta,
efa hoe eo @ pont ny fotona (anontanio an\'i ralay :-D )




Valio | Miverina eny ambony
fijo - 28/12/2004 00:10
eny ary e
Valio | Miverina eny ambony