Diplôma vaovao

1. sechat ( 14/12/2004 16:38)
Ahôna tokoa ry reto no atao raha te hanokatra diplôma vao2 any @tsika ka hafa noho ny eny ankatso ? Otran\'ireny an\'ny inscae reny?
Iza no atonina ary inona no atao, firy taona vao vita?
novalian'i booboo ny 31/05/2005 15:43
2. kinaoly ( 14/12/2004 19:17)
sechat> anokatsa fianarana vaovao ahazoana diploma vaovao ve zany ?
3. fijo ( 14/12/2004 20:49)
tsy mazava le fanontaniana.
4. ralay ( 14/12/2004 20:53)
Hanokatra ecole mi-debouche @ diplôma vao² angamba no tianao anontaniana ry sechat fa tsy hoe hanokatra diplôma vao² izany tsy dia mazava loatra ka mila fanazavana kely aloha alohan\'ny hamalianay azy. :lol:
5. sechat ( 15/12/2004 08:48)
kinaoly, fijo, ralay > ié hanokatra fianarana vao2 le iz. De ny zavatra atao ao de spécialité vao2 mbola tsy misy any @tsika, fa ny diplôma le teo alou ihany oh hoe maîtrise na dess. oh zao hoe \"arts\" tsy misy any @tsika de \"dess arts \" no proposer-na. Zay ngamba no tsy haiko no nanazava azy.

fa ny gaigy le ahafantarana hoe ahoana no atao mba ho reconnu au niveau national ilay diplôma(izany hoe équivalent @ maîtrise eny ankatso, na ny dess any @ inscae sns...). Iza no atonina, de inn no tsy maintsy hatao @ resaka administratif mba hazoana an\'izany reconnaissance zay.
6. sechat ( 15/12/2004 10:32)
Sao de efa mba nisy nanana an\'io eritreritra io ka efa nitady ny mikasika an\'izany?
7. ravatorano ( 16/12/2004 10:12)
ny fahalalako azy dia ny minisiteran ny fampianarana ambany.ambony ary ny fikarohana siantifika no hatonina dia misy departemanta mikaraka an io ao.
ILay sekoly aloha mbola hangatahana fanomezan dalana hahafahany misokatra ka toa eny Mahamasian eny no hakana izay fa mialohan izay defa tsy maintsy hitan dry zareo ilay sekoly na ecole raha manaraka norme izany na tsia ? ohatra ihany iny
Fa tahatahakan izay no fandehanay sechat
tena mbola taratasy be izany ary hainao ihany nny resaka taratasim panjakana sy ny fandehany ao fa d milamina sy miadana loatra aza hany ka misy very anjavony eny indray :-D
8. sechat ( 16/12/2004 10:53)
ravatorano> inn eny mahamasina io le angatahana alalana hanokatra sekoly io ?
9. sechat ( 16/12/2004 11:04)
ravatorano> inn eny mahamasina io le angatahana alalana hanokatra sekoly io ?
10. cheboman ( 10/02/2005 16:10)
ankoatra ilay milamina sy miadana loatra voalazan'i ravatorano, raha ny fahitako ny resaka mandalo ato amin'ny forum, indrindra ao amin'ny resaka politika (sakanan'ny sasany ra projet tsy misy hinanany sns), mety ho sahirana be toi ra tsy we sekoly fianarana mitery ronona angah
11. sechat ( 31/05/2005 15:12)
Cheboman> hihihihi
12. booboo ( 31/05/2005 15:43)
Hs zà fa 100 taona tsy hita kloungany sechat dé arabaina tsy maty gli e hihihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0185