ANTSA AN\'i KRISTY @16h fa tsy 18h

1. landihazo ( 10/12/2004 07:30)
ANTSA PRAISE



CONCERT


A N T S A A N \' I K R I S T Y
( Groupe de Madagascar )



dimanche 12 décembre 2004

à 16 h



68 rue Vendôme Lyon 6e

( métro Foch - ligne A )



Entrée Libre

novalian'i iriana ny 23/02/2005 14:53
2. basso ( 10/12/2004 12:55)
Mba handalo aty Toulouse ve ry zareo de mba roviana?
3. mihanta ( 11/12/2004 09:17)
mba mitady ny hiran\'i antsan\'i kristy aho,aiza no mivarotra ny CD-ny
4. mafitoto ( 11/12/2004 16:42)
Izaho aloha dia misaotra ny mpihira rehetra e! tena tsara fa indray mandeha monja no nihainoako ny hiranareo T@ CD, eto Nairobi za e! ny ahy dia ny mpihira no tiako ho hita fa ny CD azoko henona @namako rahoviana ary ianareo no ho tonga eto NAIROBI?
5. mihanta ( 11/12/2004 23:07)
am fomba ahoana ny handehanana any nairobi ô,sa handeha hanao footing aho hankany
6. mcfy ( 12/12/2004 00:02)
mihanta, ao @ RVG misy ny CD varotana http no vidiny 8O :lol:
mafitoto: rah vao miala ao Ivato le roplann d eo Nairobi arret volohany taloh d tonga d le soferany sakano :lol:
7. iriana ( 23/02/2005 14:53)
Fa angaha moa izy ireny ry Mihanta tsy afaka afarana @ olona aty Dago dia alefa paositra toy ny colis ? Sa ...?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1609