voninkazo aminy ririnina

1. chipie1 ( 02/12/2004 17:04)
inona no voninkazo atao nareo eo anjaridaina refa ririnina be ,?
2. sechat ( 02/12/2004 17:14)
za ange chipie tsy manana zaridaina e :°)
3. sechat ( 02/12/2004 17:15)
ooopppsss erratum: chipie1 :°)
4. nikopol ( 02/12/2004 17:19)
ny plastika no tsara amin\'ny lafiny rehetra :lol:
5. chipie1 ( 02/12/2004 17:21)
za tsy tia plastika zany klou raha niko fa de mialatsiny e :-D
sechat > sotsa e! :-*
6. sechat ( 02/12/2004 17:22)
nikopol ve adala e :-D :-D
7. booboo ( 02/12/2004 17:34)
:-D :-D :-D
8. nikopol ( 02/12/2004 17:40)
sechat anaterako kryzantem ianao an! :lol:
9. sechat ( 02/12/2004 17:45)
tsy efa épisode any akaikin\'ny farany ve zany ry nikopol :-D :-D :-D
10. nikopol ( 02/12/2004 17:46)
io le we indray andro hono...
11. sechat ( 02/12/2004 17:48)
efa we ndana @zay mody nikopol fa efa alina ny andro. efa tenenina foana. izay ihany le tsy mampifanaraka :-D :-D :-D
12. sechat ( 02/12/2004 17:50)
tsy maniry eo io plastika eo andavarangana io an! :°)
13. mihanta ( 02/12/2004 18:13)
chipie1 refa eto njy d tsy mila vonikazo tsony fa efa milay k
14. ramoul ( 02/12/2004 18:13)
ton\' de sapin atao fa reny mazaka an\'ty ririn\' ty :-D
15. chipie1 ( 03/12/2004 10:14)
ramaso > tss le mijanona eo ivelany fa tsy ampidirina no anotaniko ?, :°)
mihanta> :-*
ramoul> otrany ratsy fofona io sady nisy biby
nikopol> :{
16. xxx ( 03/12/2004 19:51)
Mambole salady sy tsaramaso fa ireny mety voly ririnina
17. chipie1 ( 04/12/2004 13:52)
sotsa any i xxxx kalou fa hodinihako zany
18. nikopol ( 04/12/2004 19:17)
mangatsiaka anga chipie no mangovitra ? :lol:
19. chipie1 ( 06/12/2004 11:01)
nikopol> ie ka ty ririnin ty mamirifiry :-D :-D
20. chipie1 ( 09/12/2004 10:41)
sotra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.316