SABOTSY 18/12/2004, faha 5 taona NAMANA SERASERA

61. fijo ( 15/12/2004 21:58)
izay
62. gasitiako ( 16/12/2004 10:35)
gasy jiaby isika, tiako daoly nareo
any indray zany mihaona, raha tsy tonga ny vatana ny fo sy saina amam-panahy eo anilan\'ny mpikambana mandrakariva, tsisy maniry ny tsy ho tonga, samy manam-pikasana fa ny fandaharana any ao Ambony
fety be da fety be indray zany io
tongava jiaby
Hifankalala daoly @ zay isika e
63. fijo ( 16/12/2004 21:01)
izay
64. pitchou ( 17/12/2004 06:29)
mumu> ary toa milay zany hijery bodo sy ny tariny zany! fa toa tena mangatsiaka be klou aty e!
65. ravatorano ( 17/12/2004 07:05)
misy siripirizy wa ho hitanareo ao amin io ary ho ren ny sofinareo kouh fa tongava é
izay houzy fijo zay :wink:
66. fyjl ( 17/12/2004 07:15)
Ho avy hanatevin-daharana antsika ao koa ireo mpianatra sy mpikabary ao @ Hanitra Netin-drazana.
Hitondra izay zakany izy ireo @ zany.
67. sojabe ( 17/12/2004 07:36)
Faly miarahaba antsika isika e tratran\'ny 5 taona dia mba ho tratran\'ny 5 taona bedebe e,
Izahay tsy ho afaka amin\'io fa dia mahavitah be de mba ataovy matotra ny tatitra ary ataovy betsaka ny sary e! amin\'ny fihaonanana manaraka tsy maintsy tonga amin\'izay fa mampanantena o!
68. mozart ( 17/12/2004 09:55)
salama daholo! ny tenako aloha de tsy hilaza maro fa aleo ny namana efa niaraka tamiko no hiteny eh! sa ahoana naritsimba! mamporisika foana e! ho anareo mitantana cyber ireny de mba entano ny namana, ny ahy zao aty asiana affichage momba io fetin\'ny namana io! fanentanana daholo e! ho betsaka aloha ny ho tonga eh! misy aza miteny fa mety ho tery ny salle, hahahhah! @ asabotsy zany eh!!!!tongava ry namana VAOVAO ah!!!!
69. ralay ( 17/12/2004 16:58)
Marina ry zalahy fa tena miray hina sy tena mahafinaritra tokoa ny fiarahanareo any dago ary tena mahavita azy tokoa ianareo ka dia reveo manja fa hiandry an-drazaka tsy hivalana eo ve :-D . Mbola hihaona isika indray andro any hoy ilay hira. Menatra anareo izahay aty e fa aleo asiana :lol: de ampy e .
Mahazoa fahafinaretana daholo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3807