SABOTSY 18/12/2004, faha 5 taona NAMANA SERASERA

41. naritsimba ( 08/12/2004 11:50)
Ho an\'izay tsy mahita dia ery @ rond point no misy ny vavahady, dia vao tafiditra ny vavahady dia mivily ankavanana,
Azo antoka fa tsy maintsy hisy soratra eo am-bavahady.
Dia manentana antsika rehetra namana e!
TONGAVA MARO

NARITSIMBA
42. mimich ( 08/12/2004 12:02)
ho avy e!sady manantena ny fahatongavan\'ny rehetra koa
43. fijo ( 08/12/2004 22:33)
mahereza ry mimich an.dia tarito koa i poupou sy pitchou
44. mimich ( 09/12/2004 11:44)
pitchou tsy mety sahady kou , any amiano any hono no tiany, ho any izy zao.Zahay sy poupoune zao no hanao fety be @ io sady efa atomboka @ io ny fetinn\'y faran\'ny taona e!
45. fijo ( 09/12/2004 21:30)
dia ampianaro kalma ao i poupou io e
46. fyjl ( 10/12/2004 09:06)
Tongava tongava hoy ianao
Tsy maintsyho hita eo izay hatao
47. cafe ( 11/12/2004 15:30)
Dia tongava maro ary manaova fety sambatra avokoa nareo rehetra any 5 TAONA indray mandeha ihany zahay aty mangetaheta ambony lakana fa dé faly tokoa aminy fifandraisana enga anie ka hitohy hatrany hatrany fisaorana hoany ireo mpikarakara mazoto doly hataovy manjeva ry zareo ah
48. fyjl ( 12/12/2004 05:57)
Betsaka ny zavatra azontsika resahana @ io fotoana io. Eny fa na dia ny resaka manokana aza.
Izay tsy tonga ihany no tsy mahita ary aleo mahita toy izay itantarana.
Ho anareo any ivelany indray dia \"Sambatra izay tsy mahita nefa mino\"
49. naritsimba ( 13/12/2004 10:48)
Tongava maro eh!
Efa milamina daholo ny zava-drehetra fa dia ny fahatongavantsika rehetra izany no sisa andrasana, hampisehoantsika ny maha izy antsika io fotoana io.
Hisy Tarika ho avy ao hampiseho ny maha Malagasy antsika.
hanenina izay tsy ho tonga.
NARITSIMBA
50. naritsimba ( 13/12/2004 10:50)
Tongava maro eh!
Efa milamina daholo ny zava-drehetra fa dia ny fahatongavantsika rehetra izany no sisa andrasana, hampisehoantsika ny maha izy antsika io fotoana io.
Hisy Tarika ho avy ao hampiseho ny maha Malagasy antsika.
hanenina izay tsy ho tonga.
NARITSIMBA
51. ketoka ( 13/12/2004 12:35)
Tongava maro ry zalahy a! Ento jiaby ny akôlita rehetra fa aza mihaino ny vavan\'ny mpanaty ra-kena. Izay te-hifety tongava fa fety be io.
52. chipie1 ( 13/12/2004 12:47)
mazotoa jiaby e
53. mihanta ( 13/12/2004 12:53)
hanaraka an\'i chipie ho any aho zany
54. chipie1 ( 13/12/2004 12:57)
ie ndao fa any tsy aiko na misy canapé na tsia klou an!
55. fijo ( 13/12/2004 22:43)
ary aza hadino le sary fa tsy mety hita ilay avy any antsirabe e
56. naritsimba ( 14/12/2004 06:21)
Fijo> Aza malahelo maty voalavo fa ny any an-tsaha mbola hiakatra eh!
Ianareo any am-pita any mba impiry manao fihaonana? sa mampirisika fotsiny anay aty? zahay aty mihaona foana, ary na misy sary na tsy misy mba asehoy ny anareo eh! Aza faly mijery ny sarinay fotsiny!
Mba mihetsiketsika nareo any fa lasan-ko vavany fotsiny, sa matahotra ny milaza hoe gasy rehefa any? AZA COMPLEXE E!

misaotra anareo mba namaky ity hafatra ity
57. arija ( 14/12/2004 10:12)
D @ sabotsy izany ao @ INTH e!
Ho avy ao koa ve i Francia sa mbola ho rearaky ny Bing Bang sa moa ny harivan\'io izy vao manao Cabaret.
Mety hahafinaritra anefa raha ho avy izy o?
Sa ahoana hoy ianareo? :cry:
58. fijo ( 14/12/2004 22:14)
naritsimba,sarotra be ny manomana fihaonana aty satria mifanalavitra be ny toerana.io amin\'ny RNS io izao no fotoana tsara sy mety hiaonana,nefa moa dia efa maro no manao teny roa sahady hoe \"ho hita eo e\"asa izay vokatr\'izay.fa dia miandry.
59. ravatorano ( 15/12/2004 07:41)
za aloha ho avy eh na dia ny hahita an i fyjl sy naritsimba ihany aza :-P ary manentana ny maro ho tonga ihany kouh hanotrona ny efa zatra tonga ry lememivizajy eh :-D :-D :-D
Ny fahatongavanareo dia isaorako melou
60. fyjl ( 15/12/2004 08:21)
\"Endrey ny fiainanay, an\'ilan-dRay
Ny Tompo iray, Fanahy iray
Iraisana avokoa ireo asa soa
F\'iray ny fo, iray ny loha\"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0977