Ny sakafontsika anio...

1. kally ( 27/11/2004 12:56)
Eto samy mba milaza izay nohaniny androany,tsy hoe hifampiderana vilia sanatria fa mba hangalàna hevitra indraindray hoe andeha mba hanao an\'io indray koa aho androany.Izay an! manantena anareo :wink:
novalian'i ramaso ny 24/01/2005 07:54
2. ikaretsaka ( 27/11/2004 14:05)
za io vo nifoha de ny hoaniko zao yaourt sady mamaky gazety no ato lo
3. chipie1 ( 27/11/2004 15:38)
za zao nihinana pizza fa kamo hahanjo :lol:
4. mumu ( 27/11/2004 15:41)
salady verte miaraka amin\'ny acras de morue de vôsary!
5. ikaretsaka ( 27/11/2004 16:48)
zany ve ry mumu tsy tena salee be?
sady ohatran\'ny tsy hahavoky iznay le
6. fanja1 ( 27/11/2004 17:06)
Kally za zao vao avy nihinana godrogodro, goûter io :lol:
7. maditra ( 27/11/2004 17:40)
Ka hitako amin\'izay ny maha_kally anao. Ay ve tia resaka kaly e! zaho mivazivazy an :-*
8. mumu ( 27/11/2004 17:44)
ikaretsaka non efa nlomana ilay morue vao natao ka!!
si maha voky zany ka!!
9. kinaoly ( 27/11/2004 18:20)
vary de lôka soufléra sy totokena de nasina lasary karôty, de donuts ny goûter de anjoany harivta steak sy arikôvera
10. booboo ( 27/11/2004 20:40)
kotoleta sy petit pois sy lasary karaoty marikivy velona :^)
11. ikaretsaka ( 27/11/2004 21:19)
boullettes hen\'ondry sy vary.. anana oh tisam nendandasina.. ron\'ovy sy maggi natao bouillon
12. korotamby ( 28/11/2004 12:10)
sandwich voan\'ny menaka fiara fa eo ampanamboarana otomobily mantsy :idea:
13. ikaretsaka ( 28/11/2004 15:50)
pain atody sy bacon.. hoanina @ Jus d\'orange
14. mumu ( 28/11/2004 17:09)
vary de lelan\'omby sy petits pois!
15. ikaretsaka ( 28/11/2004 18:03)
kaly hariva ve? kay le!
16. mumu ( 28/11/2004 18:24)
atoandro re e!!!
17. ikaretsaka ( 28/11/2004 18:25)
hay ve eeee.. za zao tsy mahita mihitsy hoe inona ny ho ataoko kaly zao atoandro izao..
pizza ndray ngamba
18. mumu ( 28/11/2004 18:32)
tsy de reviko laotra io pizza io
19. ikaretsaka ( 28/11/2004 18:43)
ka za tsy manao regime otranao koooo! 8)
20. bichette ( 29/11/2004 08:22)
ny ahy izao pot au feu dia avy eo fromage, yaourt, pomme sy un verre de lait
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1422