Fanolanan-jaza

1. william ( 26/11/2004 11:57)
Salut daholy é.
Izaho indray ity mitondra adi-hevitra vao2 ity.
Hono hoa, mba ahoana indray ny hevitrareo ny @ ity resaka fanolan-jaza isan\'andro ity. Efa tena dia mankaleo mihitsy; sa ahoana hoy ianareo.
2. heartbreakkid ( 26/11/2004 13:02)
Amiko aloha tsy zaza intsony rehefa mihoatra ny 14-15 taona eo ny kalakely eh! Izany hoe mihena be izany isan\'ny tena fanolanan-jaza misy! Ilay mametaveta zaza menavava ndray efa aretin-tsaina tsy voatsabo, mijereva ihany film X eh! :°)
3. titakely ( 26/11/2004 18:42)
aretintsaina ve sa hagegena e, misy miteny hoe aretintsaina ny manolana zaza misy miteny hoe hagegena tsotra zao, za kosa aloha tsy mandefitra aminny cas toy io tsy azonny saina eritrertina mihintsy
4. lejim ( 26/11/2004 20:00)
Ary rehefa tena tente hanolana ny tsy zaza ka?
(hanolana olon-dehibe)



5. lotus ( 27/07/2005 10:21)
Salut
Raha amiko manokana koa tena hagegena araka ny nolazain'ny namana izany.Efa tena habibina mihitsy amiko ny olona mahavita ireny,na hoy ary ny namana 1 we efa tsy zaza intsony ny 14-15ans,comme meme!!
Ny vavy kely koa amiko tokony miharo tena ihany,izany hoe,tsy manao akanjo izay mahasarikan'izy ireny ohatra.Ianao manao ireny jupe kely e,itony akanjo hafahafa itony...
Zay angamba ny ahy!
6. nounoussie ( 06/08/2005 08:32)
fa izany mihitsy koo ! matetika manko ny ankizivavy ihany no misintona ny lehilahy amin'ny fomba fitafy sy fihetsika ka aiza moa ry lery no tsy hanita-tsaina nefa na izany aza dia tsy mba afaka manao metimety izany ny sipa fa matahotra sao voaolana ?????
tena mampalahelo ny toe-tsain'ny olona sasany, io film x io ihany no mahatonga izany na koa ny sasany mataho-behivavy sahaza azy ka any amin'ireo kely mora ambakainy izy no manao ny ataony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4624