homophobie

1. harrydiga ( 18/11/2004 17:29)
Afaka miaina ny homosexualité-ny ve ny lehilahy aty Dago. Mampalahelo mantsy ny zava-miseho voaresaky ny revue mpiseho isam-bolana iray izay milaza fa ny sexualitén\'ny mpiasa iray dia efa ampy hitsaran\'ny mpiara-miasa aminy ny capacité professionnelle-ny ka isokajin\'izy ireo azy ho indesirable.
novalian'i fijo ny 15/06/2005 21:50
2. fijo ( 18/11/2004 20:52)
hevitra diso be raha izay no hitsarana ny olona iray amin\'ny asany.io resaka io dia tokony halalaka ny fisainana fa tsy hoe satria homo dia biby.marina fa ny fitaizana gasy kristianina dia mbola tena manery ny fisainana,fa tokony mba efa hiova amin\'izay.ny ben\'ny tanana\'ny paris izao homo dia ahoana?ireo mpanjaitra gaigilahy eran tany ireo izao izay aby,moa ve tsy mahavoa ry zalahy amin\'ny asany?
3. maditra ( 18/11/2004 22:20)
Tsy miditra amin\'ny tenin\'i fijo izany aho. Homo io manko dia heverin\'ny ankabezan\'olona fa zava-baovao. Tsy vaovao izany mantsy io fa efa nisy hatramin\'ny ela. Tsy midika ho fivoarana izany mihintsy io amiko. Biby ary tsy manao an\'izany. Ny tiako tenenina fotsiny dia hoe: mitsipaka ny lalananan\'ny natiora tsotra izao ny fanaovana homosexy fa tsy fandrosoana izany velively.
Misaotra hoy i Maditra! :)
4. fijo ( 18/11/2004 22:36)
za anie tsy milaza hoe fandrosoana izany e.fa ny saintsika tsy manao azy no tokony haroso fa tsy hajanona amin\'ilay fomba fijery taloha.
5. ikaretsaka ( 19/11/2004 03:10)
T@ zay tany bira nisy kisangisanginay zay manao hoe


Fa liz ainona ry lahy
fa isika manam-panahy
indray ity no manao ny tsy nahy
fa na ny alika az atsy miaraka samy lehilahy
6. fatsoraly ( 19/11/2004 03:31)
fijo,

1) aleo aloha ataoko teny gasy hoe MPANELAKA ilay izy e. Ny hoe homo mantsy sahala @ manome voninahitra be loatra.

Ny ben\'ny tananan\'Antananarivo izao TSY mpanelaka dia ahoana? Fa angaha izay areti-tsaina sy aretim-panahy mahazo ny any Paris na any an-toeran-kafa dia tsimaintsy afindra aty avokoa?
7. iriniaina ( 19/11/2004 08:59)
raha ny hevitro de fiainany le izy ka tsy itako oe inn no tokony itsipahana anazy eo resaka asa zany, raha lehilahy na vehivavy no tiany , anazy zany!!!
8. sipagasy ( 19/11/2004 11:28)
Teo anie ry fatsoraly tsy nisy niteny hoe izay misy aty aminay dia hafindra any Dago é! fiainana ny homo ka tsy hitako izay mahatery ny saina @ izany, ary tsy mampahery na mampalemy ihany koa raha eo @ lafiny asa no resahina!!!!!!!!!!raha misy toerana \"libre\" ve @ tranon\'asa 1 la misy oul 2 eo ka ny 1 homo tena manana farim-pahaizana sy trai-kefa ary ny 1 hereo tsy mahay na inona na inona dia iza no ho alain\'ilay mpampiasa tera-tany malagasy????? tsssssssss ny ho avin\'ny tranon\'asa no jerena fa tsy ny hoe hetero \"normal\" & ny \"homo\" \"tsy normal\" pfff
9. xxx ( 19/11/2004 13:57)
sipagasy>>> Izaho miteny aminao fa raha manana tranon\'asa anankiray aho ka misy olo mangataka asa amiko ka milaza ao anaty CV-ny fa homo izy dia tsy ho raisiko. Aza mba mieritreritra hoe ho roa izany manko ny olona mitady asa any madagasikara. Betsaka ny olona mitady asa any. Ny antony anaovako izany dia tsy tiako mihitsy ny hiparitahan\'io aretin-tsaina io any an-Tanindrazana.
10. surf ( 20/11/2004 05:58)
Ny homosexualité anie ry xxx tsy aretina e, ary tsy mifindra koa. Ianao io izao tsy misy mahalala zé ataonao any ambony fandriana any, zay préférence-nao, nefa mety haharikoroko ahy izany. Raha hitady asa aty amiko ianao tsy hanontany anao aho hoe comment prends-tu ta femme au lit. Rehefa eny ambony fandriana dé sexe, rehefa any amin\'ny asa dé ny compétence. Tsy miparitaka ny homosexualité fa manomboka miseho satria zava-misy.
11. fatsoraly ( 20/11/2004 06:52)
Mba hevero anie hoe mpanelaka no mpandray telephone ao am-piasana e? Marina tsy handositra tongotra an-katoka ambakan\'ny client! Na hoe mpanelaka ny receptionist @ hotely? Vao ny firesany malemilemy fotsiny dia...hahaha!

Marary saina
12. sipagasy ( 20/11/2004 10:10)
ô ry fatsoraly annn sao dia IANAO no maharary saina voalohany????? tsy hitako izay olana @ izany aloha é! samy manana ny hitondrany ny fiainany io ary mba aiza moa ny misy anao izany fa dia tsy mba ahitana fivoarana mihintsy ry fatsoraly annn tena TERY SAINA IANAO mba mivoaha ihany hoy aho indraindray fa aza dia mihidy ao anaty rindrina 4 tsy misy varavarana é! ha!ha!ha!ha!ha!!!
13. maditra ( 20/11/2004 16:15)
F\'angaha moa izy io ry sipa gasy rehefa tsy mitovy hevitra aminao ny olona dia badraodra. Hivoatra aiza no tianao lazaina? Hanao homo ve? Tsy aleko raha azoko natao mipetraka ambanivohitra ohatra toy izay andeha hivoatra miaraka aminareo? Tsy vitan\'ny hoe mitsipaka ny lalanan\'ny natiora ny homo fa manasaro-javatra koa: Atao ahoana ny hoara-monina amin\'ny homo? Atao lahy ve ry zalahy sa atao vavy? ohatra amin\'ireny toerana misy kilasy mandry ireny: Zaho izao ohatra misy olona miara mipetraka amiko. Raha homo ve izy dia tsy ho loza? Aretina mihitsy io amiko. Mila atoka-monina ny olona mpanao an\'io satria tsy hita ny tokokny hametrahana azy amin\'ny fiaraha-monina.
Hoy i Maditra! :wink:
14. fatsoraly ( 20/11/2004 23:18)
izahay anie ry sipagasy tsy mbola nivoaka ny rindrina efatra ka tsy hainay izany \"fivoarana\" any aminareo izany e.
Ny eto Madagasikara aza tsary mbola hitanay daholo, maika fa any an-dafy.
Fa raha ny fanelahana no ataonao hoe fivoarana dia angamba diso hevitra ihany ianao. Olona mihoso-T.. ve no antsoina hoe mivoatra? hahaha.

15. kally ( 21/11/2004 00:09)
Izaho koa aloha dia isan\'ny tsy manaiky ny fisian\'ny homo ho raisina toy ny zavatra \"normal\",dia eritrereto tsara ny zanakareo amin\'izao fotoana izao dia hianatra fa \"normal\" ny mpielaka na pelaka dia inona intsony no holazainareo rehefa tonga eo tokoa izy?Toy ny fampianarana ny ankizy hoe tsy mety ny mandainga sy ny mangalatra no hianarany fa tsy mety ny manelaka,fa raha eken\'ny fiarahamonina fa mety izany dia very tanteraka!!
16. ikaretsaka ( 21/11/2004 02:31)
revy lasa aretina io e...
17. sipagasy ( 22/11/2004 17:37)
izaho kosa anie tsy niteny hoe ny hevitro arahina é! fa samia manaja ny azy....izaho manaja ny hetero ary manaja ny homo koa mitovy ireo amiko tsy misy tombo & hala fa samy olombelona manana ny hitondrany ny tenany
Tsy mitovy kosa akia ry Kally ny hoe manaiky ny homo & hoe manaiky mpandainga annn, tsy olana amiko aloha raha hitia vevavy ny zanako any aoriana any é! olana ho an\'ny masonareo mahita angamba fa tsy ahy mihintsy.... :-P
18. kally ( 22/11/2004 19:57)
sipagasy> ataovy hoe tery saina sy jamba aho raha heverinareo fa mampahalalaka saina sy mahiratra ny fanindrahindrana ny homo,aoriana kely ny lehilahy manambady vehivavy no hailika.Alefaso lavidavitra ange ny fisainana hahitanareo azy fa ianareo toa manaiky hataon\'ny haino aman-jery ho domelina fotsiny,izany mantsy no lamaody dradradraina any @ haino aman-jery izao!asanareo io koh!!
19. booboo ( 26/11/2004 16:39)
20. sipagasy ( 04/12/2004 23:11)
za tsy manome rariny na manakiana ny fomba fiainan\'ny olona hafa fa MANAJA ny safidiny kosa.. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1896