sakafo @ fety!

1. sipagasy ( 16/11/2004 17:10)
Inona kay ny fanaonareo rehefa fety?? na noely izany na paka na faran\'ny taona ary tsingerin-taona?? indrindra fa ho an\'ny ankizy madinika??

Misaotra
2. kally ( 16/11/2004 17:55)
Raha fety ho an\'ny ankizy dia zavatra mora tsaingotsaingohina no tena tiany : ohatra hoe akoho nendasina,dia asiana sandwich madinidinika,asiana pizza kelikely isan-karazany,dia asiana voankazo (salade de fruits)koa,miaraka atao eo ambony latabatra daholo ,dia hena baolina,dia manao gâteau sarisary izay tiany na sary bitro na sary hafa,izay tiany e!Dia sady afaka milalao ihany izy no misakafo fa mba tsy voageja be eo ambony latabatra,dia sady moramora ny fandevonan-kanina amin\'izay izy tsy marary avy eo.
3. chipie1 ( 16/11/2004 18:34)
refa andavanandro de frity na paty no tena tiany ny ankizy :-P
4. fijo ( 16/11/2004 21:44)
raha noely dia huitre sy zavatra sesika ireny no tiako.za tsy mhavoa le foie gras fa io koa azo hatao tsara.dia aza hadino ny sambosa sy nem fa tsy fety raha tsy misy an\'io an.
5. fanja1 ( 17/11/2004 08:55)
sipagasy ! za mitovy hevitra @ Kally, de ataovy ilay poisson au coco nolazainko anjy ho an\'ny lehibe :-D
6. six ( 17/11/2004 10:48)
nga ts mety bonbon
7. atmos ( 17/11/2004 17:17)
tsy mahatoraka ny ravitoto sy henakisoa e! Na henakisoa sy tsaramaso, sa?
8. ramoul ( 17/11/2004 21:20)
atôvy bonbons ô fromagy refa tsy hita ze atao sipagasy à! :lol:
9. fijo ( 17/11/2004 22:20)
atmos raha ny tena tiako dia io voalazan\'ialahy io,fa aty ve letsy moa hanao an\'io aiza fa izay ita aty no atao.
10. bichette ( 18/11/2004 07:23)

za mba hasao amin\'ny fety re olona e , za zao tsy mbola misy progany
11. fatsoraly ( 18/11/2004 07:41)
fijo> Tsy misy ravitoto angaha ao @ coffret des iles? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

bichette> Ampio fijo mahandro kally dia mba mifanasa ao ianareo (tsy mifanasa vangy an!)

hahaha!
12. kally ( 18/11/2004 16:46)
fatsoraly> raha ravintoto izany ny laoka ny vangy tsy maintsy ho sasàna ihany f\'izany hoe samy manasa ny azy e!
13. vegas ( 18/11/2004 19:49)
sipagasy> bek\'s bien glacé de lafatra e :twisted:
14. fijo ( 18/11/2004 22:31)
fatsoraly>misy ao fa tsy mivoaka tsara toa ilay nototona.
bichette>andraso fa dinihana.
15. fatsoraly ( 20/11/2004 00:52)
maninona raha atao salade ilay ravitoto dia sy huitre? Mety ho tsara io raha ampiarahana an\'ilay gibier an!
hahaha!
16. ikaretsaka ( 20/11/2004 05:00)
zany hono
17. sipagasy ( 20/11/2004 10:14)
misaotran\'izay namaly :-*
18. fijo ( 22/11/2004 22:33)
hono izany.
19. bichette ( 23/11/2004 10:27)
merci fijo
20. fijo ( 23/11/2004 22:24)
ndry ndray tsy avela hangatsiaka irery ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1713