soisa

1. fatsoraly ( 10/11/2004 02:18)
hono ho aho? Lany ihany ve ilay volavolan-dalana mamela malalaka ny fifohana rongony \"malefaka\" any Soisa?
Tsy mandeha intsony angamba ny bankin-dry zareo dia mitady fidiram-bola hafa? hahaha
novalian'i fijo ny 11/11/2004 21:54
2. maditra ( 10/11/2004 04:55)
Tsy fantatro na lany izany na tsia fa irariana ny hahalany azy. Amin\'izay mba mitombo isa ny MADITRA amin\' izao izao tontolo izao. :-D :-D
Raha mba izaho moa no mahazo malalaka amin\'izany ? :^)
3. bekorontana ( 10/11/2004 06:04)
Youpiiiiiiiiii! zay vô mlamina
4. fijo ( 10/11/2004 21:00)
tsara koa io raha lany amin\'izay tsy misy intsony.
5. ramoul ( 10/11/2004 21:15)
ton\'de milay b kosa ra lany zany klé!
tonga zah de kazakazaka b tsy misy fefy mankany mampitombo ny MADITRA retsaretsa mintsiny :lol:
6. fijo ( 10/11/2004 22:31)
bozaka be ry zalahy eeee
7. maditra ( 10/11/2004 23:29)
Tsy ao ambadiky ny tranonay no misy an\'izany Pays Bas izany ramaso ka tsy afaka mankany aho. :-D :-D
8. fijo ( 11/11/2004 21:54)
mifoka letsy le zavatra dia alefaso any ny saina an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1416