Tsy an-kamerin-taona dia ho aiza?

1. kally ( 09/11/2004 18:24)
Napetraky ny ministeran\'ny fampianarana izao ny atao hoe \"classe de la réussite\", tsy misy mpianatra mahazo mamerin-taona intsony.Ny mahaloza azy anefa dia tsy hoe terena ny ankizy hahazo salan\'isa ambony daholo vao mifindra kilasy fa na ho any na tsy ho any dia tsy mahazo mamerin-kilasy,lasa izao foana na zara raha mahay mamaky teny aza tonga any @ T5.Dia lasa ny saiko hoe ho aiza no hiafaran\'ireto zaza malagasy ka kely dia ampianarina hamboly voky tsy mamboly voky,hisy hiezaka intsony?Sa ahoana ny fijerinareo?
novalian'i Ramaso ny 04/02/2005 05:31
2. sipagasy ( 09/11/2004 20:14)
Asa anefa fa ry zareo eo @ fitondrana dia mamerin-taona lava itsy nefa tsy hita akory ny vokany?? tssss,

Mampalahelo ny ankizy raha zarina izany toe-tsaina izany tsy maintsy mba hoe misy salan\'isa tratrarina vao tokony mifindra kilasy :wink:
3. sipagasy ( 09/11/2004 20:22)
fa ny fanadinana @ ireny kilasy ireny anie ry ramaso tsy 1 ihany é! hita eo foana ny ezaka ataon\'ilay \"mpianatra\" @ salan\'isa an-davanandro :wink:
4. sipagasy ( 09/11/2004 20:28)
mmmhhhhh isan\'andro anie ny mpampianatra mahita ny fivoaran\'ny mpianatra é! sady mba manana ny lazainy koa ny mpampianatra fa tsy dia hoe tampenam-bava akory
5. sipagasy ( 09/11/2004 20:36)
tsy mety kosa raha hoe hisy kilasy ho an\'ny mahay de misy ho an\'ny antonontonony dia hisy ny tsy mahay na inona na inona (dondrona) :twisted:
6. fijo ( 09/11/2004 20:37)
asa aloha fa io dia efa ela no nampiasaina tany danemarque sy suede ary norvege,ary nahomby ilay izy tany.ka miankina amin\'ny mpampianatra sy ny fahavitrian\'ny mpianatra sisa.
7. sipagasy ( 09/11/2004 20:40)
ka ny ampy sakafo ve ry fijo ampitahafinareo @ tsy ampy kosa ann hiihih io anie ilay hoe raha noana ny kibo ny fanahy mivezivezy é!, eto kosa tsy ny fanahy fa ny fisainana ho ao @ fianarana no tsy mitombona :?
8. sipagasy ( 09/11/2004 20:52)
izay manko ramaso :-o
9. tsilan ( 09/11/2004 21:48)
Tsy dia olana angamba izany, fa anjaran\'ny mpampianatra amin\'izay no tokony mijery hoe kilia ireo mpianatra ireo, fa tsy olona fandrihana lava izao akory.
Na any ivelany any aza toa ohatran\'izany ihany, satria dia na mahay na tsia dia omena girady ambony, satria dia nahaloa vola hianatra.
Na ny lyfr sy ny sekoly maro eto amintsika aza efa ela no toa izany eh. Na tsy manana BEPC aza afaka manao second foana foana
10. sipagasy ( 09/11/2004 23:05)
io indray kosa ry tsilan dia hifidy anao mihintsy aho raha holatsaka ny ho filoha ihany ianao ny @ hanafongarana io toe-tsaina io ann tena marina é! tsy ny vola akory no ilaina fa ny mari-pahaizana é!
Izaho akory tsy niteny hoe misy manana toerana ambony nefa na ny mamaky teny aza tsy hainy annn io \"mi-saute saute \"kilasy io :^)
11. fatsoraly ( 10/11/2004 02:11)
io ry kally na misy na tsy misy efa izay foana no niainana teto hatrizay fa tsy nasehoseho fotsiny ah!

Tsy mba tadidinareo angaha ilay hoe raha te ho afaka bacc dia ary @ faritra toy izao manala fanadinana fa any 8/20 dia afaka?

Ekilibra reziaonalina hono e! hahaha.
12. loockx ( 10/11/2004 03:36)
Tam taona 80 tany ho any aza tsy nila 08/20 akory ny sasany fa reefa mahita fika2 (mahafantatr\'ol ambony, manambola hividianana diplôma...) d afaka fôna. D aveo maazo bourse d tonga any amtanin\'ol any d mahamenatra ny niveau.
13. fatsoraly ( 10/11/2004 03:50)
ka izy tsinona sipan\'i selinina kanou. Sady nahafantatra CSR (Ca Sert a Rien)
hahaha!
14. bekorontana ( 10/11/2004 05:58)
atao ina fenarana é. mpianatra panakorotana sy panao grève fotsiny
15. kally ( 10/11/2004 08:28)
Ekeko hoe efa nisy io fa ny mampiavaka an\'ity amin\'izao fotoana dia ny EPP rehetra erak\'i Madagasikara dia tsy mahazo mampamerin-taona ny mpianany,marihiko hatrany @ T1 io no manomboka.
16. chipie1 ( 10/11/2004 08:37)
tsy mety alou le izy sady ny any betsaka be ny iray kilasy, de na de tsy maharaka aza ve de ho akarina kilasy fona ??? tsy lasa ka ...
17. loockx ( 10/11/2004 09:00)
Ngamba tiany ampitoviana amin\'ny any Seychelles ny eto amtanàna e. Any mantsy tsy maintsy mipasse fôna ny ol na d tsy mahay aza, hany ka misy manana bacc nefa tsy mahay mamaky teny akory.
18. six ( 10/11/2004 11:22)
ie raha mba vitsivitsy marina anie ny iray klasy d mba azo atao ny mieritreeritra ny reussite n\'ny ankizy tsarairary e fa ra bdb mety sarotra b ny haharaka ny ankizy tsrairay,
possible marina we mety ts hahay hanoratra d\'efa t5 satria ny sasany mety mijapy train fotsiny!
19. watafon ( 10/11/2004 19:36)
zao anie no tsy mahavoa antsika malagasy e! maka tahaka be fahatany fa tsy mijery lavitra hoe aiza ho aiza no mety ho vokany raha hampiarina tokoa io !! de eto isika mahita azy e!! mety hisy hahatsara azy ihany alou fa .....
20. kally ( 11/11/2004 12:39)
Ka ny olana efa mihatra io nefa ny ankizy 80 mahery no iray kilasy,very mihitsy atsy ho atsy rehefa lehibe ireo zaza ireo kah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.506