Mikaroka olona

1. ids ( 09/11/2004 15:32)
Manao ahoana daholo e!
Misy tovovavy iray atao hoe \"VAHATRINIAINA\" tadiaviko fatratra.Mipetraka teny @ 67 Ha teny izy io. Amin\'izao anefa dia lasa nanohy ny fianarany any Nantes izy. Tsy mba naharaisako adiresy akory anefa izy ary lasa maimaika be raha araka ny fahafantarako azy.Tamin\'ny 03 oktobra 2004 teo izy no reko fa lasa ary tsy hitako izay hikarohana ny momba azy ka izay mba mahalala sy afaka manome ny mombamomba azy ahy ianareo akama diaspora rehetra dia mba reveko be zany.
Toy izao ambarako fohifohy izao ny momba azy izay:
Tovovavy zarazara hoditra, lava volo, sahabo ho 21 taona eo ho eo, mipetraka teny @ 67 ha akaikin\'ny Parking, nianatra teny Ankatso, misy fianakaviany mipetraka eo akaikin\'ny Farmasia Ankazomanga.Dia izay no hany mba fantatro mikasika io tovovavy io.
Hisorana dieny mialoha izay afaka mamaly sahady ny taratasiko.
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 14:03
2. fijo ( 09/11/2004 20:41)
jereo ny pejy mavo e
3. sipagasy ( 09/11/2004 20:51)
ilay takila fotsy no izy fa tsy ny mavo ry fijo ann hihihi :-D
4. ralay ( 09/11/2004 22:26)
Raha vao t@ 3 octobre 04 zany izy no niala tany dago dia tsy ho hitanao ao @ pejy fotsy na mena na manga mihintsy :P fa ny gasy any Nantes angamba no anontanianao dia mety ho hitanao izy.
5. sipagasy ( 09/11/2004 23:01)
hihihi marina ny an\'i ralay, dia any am-piangonana ihany koa anontaniana sao efa tonga any é!
6. fijo ( 09/11/2004 23:32)
anontanio izany le mpihira gasy malaza iry e.
7. ikaretsaka ( 11/11/2004 05:01)
na anontanio koa ny havany sy ny namany akaiky ao @ 67 sao mahay
8. ids ( 11/11/2004 15:41)
Isaorana daholo ianareo rehetra nanoro hevitra.
9. fijo ( 11/11/2004 20:47)
tadiavo aloha izy vao misaotra ka.rehefa mifankahita ianareo dia faly zahay.
10. bozimanga ( 29/09/2005 14:03)
tadiavo à fomba rht azo atao izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2522