TATITRA NY FANDEHANANA TANY ANTSIRABE NY 5-6-7 Novambra 2004

21. angie ( 09/11/2004 11:04)
Tena malahelo ny any Dago mafy aho rehefa mahita ohatr\'izao. Aiza re izany fitsangatsangana miaraka @ gitara, kitoza sy vary amin\'anana....
Akory atao fa dia milendalenda fotsiny ny tenany aloha, dia miandry ny mba ho anjaranay @ heritaona raha mba sendra ilay fihaonana.
Mankasitraka e :D
22. fijo ( 09/11/2004 21:20)
ika>trondro???humm aoka letsy fa tsy te ahita olona tsy mihinankanina any aho raha za no any.
23. kitjo ( 10/11/2004 07:26)
Kay....
Miarahaba ny namana tafaverina soa amantsara izany sady nahavita soa.
Zay moa znay le mitanotanona...tsy ho any ngah zay !!! :-P :-P
Misimisia ny oh znay fa mahafinaritra e
24. voahirana ( 10/11/2004 09:46)
Dia mampilendalenda tokoa ny fitantaran\'i naritsimba ny dia tany antsirabe an! soa ihany aho fa nandeha aloha e! dia misaotra an\'ireo namana izay tsy niaraka taminay nefa dia nifanohana ara-kevitra sy nanolotra firarian-tsoa amin\'ny dia izay tanteraka soa aman-tsara. Dia mety hihaona tsy ho ela isika hanomana ny faha-dimy taona ny namana serasera koa maniry izahay mba handray anjara hatrany ny mpikambana tsirairay fa eo no hanehoantsika fa mahay mifankatia isika no mahay miray hina ka afaka manatanteraka ny fihaonana ho tonga lafatra raha azo tanterahana ny lafatra
Dia amin\'ny manaraka indray izany manantena anao izany an!!!!!!!!!!!!!!!!!!
25. fijo ( 10/11/2004 21:48)
MIANDRY sary e
26. mozart ( 11/11/2004 11:39)
ho avy tsy ho ela ny sary fa efa mikarakara azy zany @ zao fotoana zao! hitanareo ihany fa ireny portable avec appareil photo ireny no niasa tany ka miandry ny fotoana ahavitana azy e! tsy maintsy hitanareo ihany mozart miaraka @ ny.........rehefa nisakafo atoandro ! zay e!!!!
27. princesse ( 11/11/2004 14:56)
za louny tsy ampilendalenda fa nanatrimaso sy nakafy dé @ manaraka ndray ... mafinaritra ny fiarahana
28. fijo ( 11/11/2004 21:01)
dia iza no pintsy tany ry princesse?
29. nanahary ( 12/11/2004 06:13)
Mampilendalenda tokoa izany kitoza sy vary
amin\'anana izany , izaho aty amin\'ny
20.000 km ka atao ahoana fa amin\'ny grande
vacances indray mihoana e .
30. fyjl ( 13/11/2004 12:53)
princesse> mila miakatra aty Tana ianao @ 5è anniversaire an! Tan,dramo sao tsy tonga fa...
Dia atao milay foana e!
Sa tsy izany ry manako isany?
31. mozart ( 13/11/2004 17:15)
zahay namana aty Tanà aloha mila mahita an\'reo akama tany Bira reo @ 5° anniv\' e!
de mba aty ndray tsika milomano @ rano \"tsy mafana\", hahahahah!
32. mcz ( 15/11/2004 06:47)
:D :D :D zay mandefoana fa zay mivoka mpandresy foana isakany mande ko hihihihihih :-D :-D :-P :-P fyjl, ravatorano,glou_,naritsimba , manapoka fona isika raaha mbola misy ny fiahaonana lessss hataotsika milay foana ééééé na inona hidona nahinona hiatra :-* :-* :-*
33. ravatorano ( 15/11/2004 08:09)
mcz>misaotra letsy za amin ny fahavitrihana elah ah tohizo fa tsara letsy tonga namana indray v vao ho mavomavo eh :D
34. mozart ( 17/11/2004 05:29)
miandry sary daholo tsika f\'aza mikoropaka an! zay fa samia manomana le 5° anniv e!!!!!!! de manantena ny namana avy Tamatave koa zah! Mozart ihany ty\'
35. ravatorano ( 17/11/2004 06:02)
mozart>aiza le sary fa efa tena mikoropaka b ny tary rehetra notifirina tamin iny eh
:-D :-D :-D manjary lazain dry lerony fa flash fotsiny iny fa tsisy pelikilla :-D :-D :-D
36. naritsimba ( 17/11/2004 06:26)
Salut daholo eh!
Ny sary dia misy fa efa eo andalam-pikarakarana @ izao fotoana, tsy maintsy hoe isika nandeha tany aloha no mahita azy voalohany dia izay fvao avoaka ho hitan\'ny be sy ny maro, ireo izay mangataka sary ato ange ka ireo le tsy sahy miseho fa miafina sy mpanao bala rora fotsiny de avy eo lazainy fa tany izy eh!
Aty amiko aloha dia misy 24 pose, fa ilazako ianareo namana tany Antsirabe dia mifanao fotoana isika miaraka mijery azy, fa mbola misy maha sahirana ahy kely @ izao fotoana izao.
OK, fa @ faha 5 taona mbola ataontsika tsara noho iny ihany koa.
Isika tsy mba naman\'izay mihemotra.
37. rvoulah ( 18/11/2004 10:48)
tena nahafinaritra be ny fitantaran\'i naritsimba ny dianareo tany bira zany , sambatra nareo marina e, tohizo fa tsara ry namana isany :-*
38. bichette ( 18/11/2004 16:47)
aty tsy mba misy manao hetsika ....
39. fijo ( 18/11/2004 21:47)
nentsika aty any vichy ihany ka
40. naritsimba ( 19/11/2004 07:28)
salut fijo!
aty lety sotroina fotsiny ny visy gasy tany Bira ah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3494