LMD

1. fatsoraly ( 30/10/2004 06:10)
mba aharaka ve ireo mpampianatra @ oniversite Malagasy ireo @ fiovan\'ny fampianarana ho LMD? Ny frantsay aza ity toa vizana sy mimenomenona. :-D
novalian'i fijo ny 04/02/2005 05:29
2. nykanto ( 30/10/2004 09:56)
Ny tena olana mipetraka ao amin\'ny anjerimanontolo malagasy anie dia izao eh: telo na efa taona ( raha izay ary no izy) vao mahavita maitrise, dia enina fito eny valo aza vao mahavita doctorat ... tsy haharaka ny LMD izany. Licence 3 telo taona, Maitrise roa taoana, Doctorat 3 taoana fara-fahabetsany eftra raha ny systema frantsay.
Ny Kanto
3. fijo ( 01/11/2004 21:34)
aleo hanandrana aloha e.
4. tsilan ( 02/11/2004 21:16)
Tsy hitako aloha ny maharatsy izany eh. ILay DEA mantsy toa fandaniana fotoana ny ankizy fotsiny, dia rehefa avy eo tsy tonga any amin\'ny Dokotera akory fa toa lohalik\'alika fotsiny eny
5. pitchou ( 02/11/2004 21:42)
raha systeme anglo saxon dia taona farafahakeliny ireo nomeny ireo ka! tsara ilay izy raha sady miasa no mianatra!
6. ikaretsaka ( 03/11/2004 04:36)
andramo indray aloha jerena ary e
7. pitchou ( 04/11/2004 11:41)
izahay aty moa izany no hanandrana azy fa nareo any ve ho voakasik\'izany e!
8. booboo ( 19/01/2005 17:45)
ny anà aloha hatreto tsy dé hitako lôtra ny tombotso azo @ io raha :roll:
9. fijo ( 04/02/2005 05:29)
asa fa dia andramana aloha izay hita fa hety sao mba hampisondrotra ny fahalalana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9864