enjana ny sazy

1. zandrinifijo ( 21/10/2004 04:25)
raràna mafy ny manome kolikoly, azo atao ny manome cadeau
novalian'i rurik ny 18/03/2005 14:47
2. six ( 21/10/2004 10:04)
hihi, ka le kolikoly hono mba mody tsy atao e, fa le manomeza kely anamboarana ny rova eo ihany!

ataovy serieux e!
3. admin ( 21/10/2004 15:58)
Fa aiza daholo tokoa izao ireny vola ireny? Raha nanamboarana Iavoloha faharoa ve tsy efa nahavita?
4. fijo ( 21/10/2004 19:39)
ih,ih,ih, izao letsy a?tsy azo atao io raha tsy izy no homena.
5. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:28)
elà zay no niteny an
6. fijo ( 25/10/2004 22:48)
ka homeo izy dia hangina e
7. zandrinifijo ( 29/10/2004 12:50)
ka izy tendakanina ka :-D :-D :-D
8. fatsoraly ( 30/10/2004 06:16)
sazy = manomeza kely? :-D
9. rurik ( 18/03/2005 14:47)
manome mba hahavitana haingana kanefa tandremo fa tena loza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1666