Gasy tsy misy taratasy mifanambady

1. johanr ( 17/10/2004 08:36)
Fa nahoana ny gasy samy tsy misy \"papier\" no mifanambady nefa te ijanona aty an-dafy.
Betsaka koa mantsy ny vazah mitady vady...
novalian'i fijo ny 25/10/2004 21:18
2. sipagasy ( 17/10/2004 08:49)
f\'angaha voatery ny hanam-bady vazah raha tsy manana ttsy??? pfffff tsy ifanerena ny fitiavana! :P
3. fanja1 ( 17/10/2004 14:43)
Johanr! ngaha tsy mahazo mifanambady refa samy tssy papier! enao zany raha mila ttasy vaza de mila manam-bady vaza satria te ahazo ttasy vaza? de aiza ny fitiavana @ izany? sa misaraka refa azao ilay ttasy avy eo? tssssssssssssss
4. ainaheri ( 17/10/2004 14:48)
johanr> ny anao zany par interet fa tsy par amour no iaharahanao @ ol tsy tiako ity fa tsy
manana na dia tia anao aza lay ol zay lay
hoe ianao zany lay
miandrandra mariage blanc
5. ikaretsaka ( 17/10/2004 17:36)
hafa indray iny
6. tsilan ( 17/10/2004 18:48)
Aiza kosa no hoe mifanambady tsy misy taratasy eh. Dia tena tsy nisy mihintsy ve tany am-paosin\'ilay bandy na fonon-tsigara aza?
7. ritsoka ( 17/10/2004 19:44)
Inn no magaga an-drangah @ zany ra Johan?
Ka ry lerony ary na mampiresaka an\'le njongo mikavivy b kou, complexé!
Za kosa alou le mifangalab... tsizy mintsy an!
8. monixstar ( 18/10/2004 12:56)
nga taratasy no ilaina refa manambady tsy (l)
kay ilaina iany ny taratasy amafana \"lelo\" kaikany ka
9. voahangy ( 18/10/2004 13:59)
o re olona a! f\'angaha ny fanamabadiana de lasa asiana condition ara- taratasy ? n aza adino fa ny fitiavana anie no lehibe indrindra eh ! ary na mety hanananao daholo aza izao tontolo izao , rehefa lany ny fiatiavana de tsy misy vidiny ny intsony fiarahana, sady io koa anie kokolokoloina mandrakariva eh !
10. johanr ( 18/10/2004 17:48)
O rey olona a! aza atao modian- tsy hita kosa ny mariage par raison monnaie courrante eto an! dia izany ange no mahatonga anah miteny hoe nahoana no dia ny samy tsy misy taratasy no mifanam-bady?Isika ihany nge no sahirana mihafihafy @ resaka administratif avy eo.Samy mahafantatra anizany daholo!
Mba valio @ fo madio azafady.
11. ramoul ( 18/10/2004 19:21)
Zany fannontanina zany ksa v rey johnar tsy mahasosotra? :o
Ka zay ary le fitiavana fa atao aôna tsony kou! refa vitany ny mariagy vita vety veti ôtran \'tsy teo ny taratasin\' ndry zareo kou!
12. fijo ( 18/10/2004 20:33)
marina aloha fa ny fanambadiana dia fifanarahana\"contrat\"
koa anotny roa izany no mety fo fototr\'io fanambadiana io.
ny fitiavana
ny tanjona\"interet\"
raha ilay voalazan\'ny mpanoratara ato dia ilay interet no mahaliana azy kokoa ,ka mahatonga azy hanontany.
ireo nivady samy tsy manana papier kosa mety ilay fitiavana no nanosika azy ireo.
samy manana ny tiany io ka tsy hifampitsarana e.
13. fijo ( 19/10/2004 20:29)
io ilay fitia anga fe voalaza ary ambadika ary
14. johanr ( 20/10/2004 07:26)
Isaorana be dia be ny toram-pontsika rehetra.
Za mantsy leretsy tena tsy mihambo ah fa mba nahita ny mangidy t@ io administration frantsay io, ka mety izany angamba no maha-diso ny fomba fijeriko.Aiza tokoa moa no misy tsara mihoatra ny fanam-badiana naorina t@ fo mifankatia sy feno fitiavana.Izany no tena zava-dehibe.
Misaotra an\'i Fijo manokana.
15. fijo ( 20/10/2004 20:35)
johanr>tsy misy fisaorana ,ary mahereza fa samy nahita faisana tamin\'io admin vazaha io.
16. ainaheri ( 24/10/2004 12:15)
johanr>za ko tsy mahay momba ny admini..
fa ra afaka mifanambady izy nefa samy tsy misy ttasy mahamora ny fahazoany ttasy
10ans refa miteraka izy zany we misy ny
fitiavana ary misy koa ny interet
17. fijo ( 25/10/2004 21:18)
ilay mivady aloha dia tsotra,satria tsy mila porofo hoe manana taratasy na tsia,fa ny taratasy nahaterahana sy ny vavolombelona dia vita.ny fika dia ny miteraka haingana.rehefa miteraka mantsy dia tsy azo roahana ny tanin\'ny lafrantsa intsony ny tena,saingy tsy voatery manome taratasy anao ny fitondrana.
eto dia misy fika azo atao.
_mangataka taratasy amin\'ny maha RAR ny zaza frantsay.(misy prefecture manome raha io)na
_na dia manatona ireny asosiasio ireny fa hafaka manampy ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0965