lasopy sinoazy vita ao Madagasikara

1. bichette ( 12/10/2004 12:50)
Ahoana ry reto ny fanaovan\'ireo namantsika malagasy lasopy sinoa fa tena hafa mihitsy ny tsirony ; matsiro be.
:P :lol:
novalian'i fijo ny 10/11/2004 22:54
2. kitjo ( 12/10/2004 13:14)
Tena marina mhitsy io ry bichette fa za anarany aty @ tany sinoa fa tena tsy mahita an reny sakafo sinoa matsiro any Dago ireny.

Matetika aloha ny any dago dia atao manokana ny sosy:
totokena, atody, zava-maintso,champignon......

Dia andrahoina mitokana ny pate dia asiany le sosy fatao @lasopy Longevity (soupe instantanee) na vetsin ireny ny ranony.....

Fa eo @ ilay restaurant eo Anosivavaka \" Villa Soleil\", bibilava sy zavamaintso dia pate kely fts ny sopy sinoaziny......fa tsy ratsy ho an\' izay te hanandrana an.....Za aloha efa nihinana e!
3. bichette ( 12/10/2004 13:16)
sady bobaka be ny bol ao Dago no matsiro, mba omeo recette reto a !
4. kinaoly ( 12/10/2004 13:30)
ty azany misy :
zavatsa ilaina :
paty instantanées le misy bouillon reny any anatiny (mora kely amzay), champignon noir, kotomila, totokena, atody
alona rano mafana le champignon noir klou, de refa rehydraté dia sasana sy tetehina manify atao fines lamelles :roll: , jereo tsara fa misy loto vraky be reny.
asina le gnok mam reny ny totokena, poivre , potika tongolo gasy dia atao henabolina madinidinika, endasina de atokana koa aveo
kapohina ny atody tsy asina sira, dia endasina @menaka kely amzay manify sy maivana kokoa dia tetehina atao fine lamelle koa
arotsaka anaty rano mangotraka ny pate (arakaraky ny marque ny fatran\'ny rano sy ny fahamasahany) dia arotsaka le bouillon miaraka aminy iny
atao anaty bol rehefa masaka, dia le boulette de viande no atao any ambany njinja, aveo ny pate, dia rarahina anle ranony iny, apetraka ny atody, ny champigon noir dia faranana @ ny kotomila votetika madinika aveo
:idea: azo atao lasopy atody koa io dia ampina oeuf dur tsy voatetika any anatiny, na atody poché (vakina anaty ranomangotsaka misy vinaigre ny atody dia endrasana 2mn)
mampisy endrika azy kokoa raha asina ravintsalady lehibe roa na telo anatin\'ny vilia fihinana alohan\'ny zava-drehetra
maztou homana doly fa za klou andeha anambotsa zao :-P
5. randjy ( 12/10/2004 14:50)
Mazotoa momana e
6. fijo ( 12/10/2004 19:26)
bichette ny tena manome ilay tsirony tsy hita aty dia ny \"cub or\"manana havana manao resto eo amin\'ny 67 aho ka izay no hampiasainy.
7. bichette ( 13/10/2004 06:14)
kinaoly > misaotra betsaka. Fa raha ilay bouillon ao anatin\'ny pate instantanée no ampiasaina dia lasa tsy mitovy tsirony amin\'ireny any amin\'ny resto gasy manao lasopy sinoazy ......; sa mitovy ihany ? andraso aza andramana e. melsi :-*
8. tenio ( 13/10/2004 09:11)
Miam miam
9. ramoul ( 13/10/2004 16:54)
Ary tena tokotrany le izy klé! efa nahavita zah fa tena hummmmm!
Misôtra an\' kinaoly tam\' le resséty
10. fijo ( 13/10/2004 22:44)
ny ahy aloha tiako foana e.
11. ralay ( 14/10/2004 03:03)
Misy olona tena mahay mahandro mihintsy eto an ka raha ohatra ka misy de gustation na sakafo dia antsoy aho e :lol: dia ho lazaiko anareo ny tsirony avy eo :P
12. bichette ( 14/10/2004 06:06)
izaho tsy mbola nanandrana fa miteny eo ihany.
13. kitjo ( 14/10/2004 08:39)
ralay> hiiih, milay le hevitra
14. bichette ( 14/10/2004 12:53)
ralay, dia lasa tena hoe hanao fihaonana izany ?
15. fijo ( 14/10/2004 21:25)
za koa spesialista amin\'ny tsiron kanina ka aza hadino an.
16. ikaretsaka ( 15/10/2004 03:09)
day znay lasopy bibilava likary yyyy..
17. bichette ( 15/10/2004 12:30)
Dia hanao fihaonana dia hoe \"lasopy sinoazy \"ny antony ? samy maneho ny fomba fanaovany azy ve ???? mmmmmmm !!!!!!!!
18. fijo ( 18/10/2004 22:53)
hummmm
19. bichette ( 19/10/2004 06:35)
Ary mba inona indray ny ingredient ampiasain\'dry zareo rehefa mahandro ? ilay any amin\'ny hotely ireny ????
Misaotra
20. fijo ( 19/10/2004 21:55)
maka annnn,dia asiana annnn dia ampiana annnnn,dia haroiroina tsara dia sira kely sy mamy kely dia vitaaaa.milay an. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2201