Paiso gasy

1. loulou ( 28/09/2004 13:35)
Misy mahanfatatra ny anarany paiso gasy (ilay mitretra) aminy teny frantsay na latin ve ? Ary misy ve eto Frantsa ?
novalian'i fijo ny 29/09/2004 19:25
2. tsiperifery ( 28/09/2004 15:14)
Ny \"amandier\" angamba no hazo mamoaka voa mifanakaikikaiky endrika @ paisogasy ( version miniature !! :lol: ) aty lafrantsa. Saingy nambolena izy io hangalàna ny amande ( graine) ao anatiny fotsiny fa tsy fihinana ny vatabeny !
Misy koa ny pêches blanches sy ny pêches jaunes izay voloina toy ny paiso gasy saingy efa variétés nohatsaraina angamba izy ireny matoa goavana sy mandranoka kokoa !
Ny paisogasy sy ireny paiso petakorona ireny ny fieritreretako azy dia razamben\'itony paiso vazà hitantsika itony izany ! :lol:
3. fijo ( 29/09/2004 19:25)
paiso indray an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.198