akoho sy omby!!!

1. ainaheri ( 07/09/2004 06:41)
Toa naheno aho fa tsy azo andrahoana miaraka hono ny akoho sy ny omby tena marina ve zany ? inona ny antony??
novalian'i fijo ny 29/09/2004 22:07
2. fatsoraly ( 07/09/2004 07:34)
satria tsy lany indray mandeha.
hahaha
3. hery ( 07/09/2004 08:27)
Mifangaro kosa ny tsirony angamba kah. Tsy miara-masaka koa ka manjary miendakendaka daholo ny nofon'akoho.
4. chipie1 ( 07/09/2004 10:47)
fomba fiteny fa tsy azo atao lotra ?
5. sipagasy ( 07/09/2004 11:43)
andrahoy aloha ny ombky dia ohatra hoe, endaso manokana ny akoho dia rehefa ho masaka malemy iny ny omby dia arotsay ny akopho, ny antony dia tsy mitovy ny ora mety mahamasaka ny akoho & ny omby! tsotra , sa tsy izany???
6. bichette ( 07/09/2004 12:16)
izany mihitsy angamba ! merci sipagasy an !
7. ainaheri ( 08/09/2004 06:59)
ka araka ny fomba gasy henoko dia ny akoho no anaovana joro ny omby koa torak'izany(zany hoe fangatahampitahiana @ zanahary sy ny razana ka zay hono no tsy azo andrahoana azy miaraka) hono aa fa tsy haiko ny fahamarinany!!!
8. ramoul ( 08/09/2004 20:09)
tsy mety andrahoina miaraka ny akoho sy ny omby satria... :?: ... :?: tsy haiko we maninnn :lol:
9. kally ( 26/09/2004 17:35)
Izaho ary vao avy nihinana ro mazava akoho sy omby koa! dia inona izao no tsy mampety an\'izany hono?
10. fijo ( 29/09/2004 22:07)
io voalazan\'i sipa gasy io no antony e.tsy hoe tsy fihinana ilay izy fa tsy mety raha miaraka andrahoina fa tsy misy hita eo intsony ny koko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0963