sary ho an ny namana ihany

1. isytaoaka ( 02/09/2004 14:58)
misy zavatra ohatra somary manitikitika ahy kely e.we fa maninona ary ny nasiana le we sary hoan ny namana manokana fangaha tsy zay miditra membre ato d tsy namana doholo?sa we mataotra we sao misy manoratra bdb?misaotra ary
novalian'i lanto ny 03/09/2004 07:18
2. xxx ( 02/09/2004 15:10)
an3, aleo izao ihany fa misy ange ato tsy tena namana fa manadala fts ka ny sarinay v d avela ho hitan zao olona rht zao.....

Raha hitan daholobe mandalo fts aloha d esorina tao aby ny anay e......

Za taloha tao @ site hafa iray dia mbola natao ho an daholobe ilay sary kay nisy nanaparitaka tany hoe jereo ny sarin kitjo any @ serasera.... :evil: :evil:

kitjo
3. idealy ( 02/09/2004 16:07)
ny ahy alo tsy mampaninona à fa tsy manao ratsy à tsinn sady sary normal tsara ny ao fa tsy sanatria sary mahamenatra
4. ikaretsaka ( 03/09/2004 04:40)
misy ny fampiseho ary misy ny tsy fampiseho.. ohatran'ny zavatra rehetra io
5. fatsoraly ( 03/09/2004 04:43)
ny an'i fijo ihany no mety: sarin'olonkafa no apetaka! hahaha.

6. lanto ( 03/09/2004 07:18)
ary noheveriko fa tena i fijo io "azo ianteherana" araky ny filazany io !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.319